Auteur/autrice : Adnews

INDRAY MIJERY

Ny « relevée des notes” sy ny diplaoma amin’ ny bakalorea dia saro-pady ka ilana fitandremana tsy ho very. Ny dika mitovy voamarina no ampiasaina amin’ny antontan-taratasy rehetra fa tsy ny “original”. 40 000 Ar ny sorabola aloa any amin’ny banky, rehefa mahazo ilay “reçu de versement” avy any vao entina […]

Akany Manjary Soa : ankizy 15 nahavita fiofanana momba ny zaitra

Notanterahina ny faran’ny herinandro teo, teny anivon’ny minisiteran’ny Asa, ny fampananana asa ary ny asam-panjakana, ny lanonana famoa­hana ireo ankizy nobeazina sy nofanina tao amin’ny foibe Manjary Soa. Akany fitaizana ireo zaza sahirana eto amin’ny faritra manodidina ny minisi­tera foibe 67Ha izy ity. Nitarika ny lanonana ny minisitra Raza­kaboana Hanitra […]

Fieferamanga sy Ambohimiarina : fianakaviana 500 vonona hifindra monina

“Ankohonana 500 no efa maneho fahavononana hifindra monina any Fieferamanga sy Ambohimiarina, distrikan’Itasy, ao anatin’ilay tetikasa Ankohonana Miarina”, hoy ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Razafinjato Aurélie, teny Ambo­­himangakely, ny sabotsy teo. Efa ela no natao ny fanomanan-tsaina sy ny fiofanana ara-pihariana tamin’ireo fianakaviana ireo. 300 ireo fianakaviana hanainga […]

Iray volan’ny aretina Alzheimer : manomana hetsika ny Madagascar Alzheimer Masoandro Mody

“Ho fiarahamonina mampiaty ny mararin’ny Alzheimer” ny lohahevitra hitondrana ny hetsika mandritra ny iray volana momba ny aretina. Misy hetsika avokoa mandritra ny sabotsy telo manomboka ny sabotsy ho avy izao. Volana maneran-tany momba ny aretina Alz­heimer ity volana iny. Manomana hetsika maimaimpoana ny fikambanana Mada­gascar Alzheimer Masoandro Mody, mandritra […]

Rugby-« XXL Top 12 »: tsy nahovoka teo anatrehan’ ny FTM ny TFMA

Notanterahina omaly, teny amin’ny Kianja Makis Ando­hatapenaka, ny andro fahadimy, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, “XXL Top 12”, federaly I. Niondrika teo anatrehan’ny FTM Manjakaray, tamin’ny isa 56 no ho 25, ny TFMA An­kasina. Anisan’ny lalao tena nandrasan’ny maro ity fifanandrinan’ny roa tonta ity, saingy efa nampoizin’ireo mpanaraka […]