Nisafidy ny tsy hanao politika, taorian’ny fahanginany Ny Rado Rafalimanana. Nambarany fa efa kandidà filoham-pirenena indroa ny tenany ary nihevitra ny hahavita. “Tena tsy haiko ilay fomba fanaovana politika eto”, hoy izy. Nanafarany ireo mpisehatra izany ka nilazany fa mila fantatra aloha izany Madagasikara izany raha te hanao politika. Mitaky […]
Auteur/autrice : Adnews
Filohan’ny Holafitry ny vadintany : “Hamafisina ny fiarovana anay eo amin’ny asa”
Voafidy hitantana ny Holafitry ny vadintany sy ny mpanao lavanty (CNHJPM), araka ny fifidianana natao omaly, tetsy Ambodivona, ny Me Rarivoarivony Andriantafaina. Nambarany fa misedra olana izy ireo amin’ny fanatanterahana ny asany ka natsidiny ny hanohizana ny hiarovana azy ireo, indrindra eo amin’ny lafiny lalàna sy ny voasoratra amin’ny satan’izy […]
Ireo dahalo ambony latabatra
Nahoraka tampoka teo indray ny resaka fakana olona an-keriny any Anjozorobe hatramin’ny afakomaly alina. Maty novonoin’ny olon-dratsy ireo takalonaina, dimy be izao. Aiza koa efa ho herintaona ny hetsika manokana, saingy mainka aza mirongatra ny resaka kidnapping. Mahazo vahana ny asan-jiolahy ao Ankazobe, Anjozorobe, Tsaratanàna ary Maevatanàna. Mipetraka ny […]
Fananan-tany any Ambovombe : namaha olana ny minisitra Andriantsitohaina
Efa eny an-kianja avokoa ny ankamaroan’ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta. Anisan’izany ny minisitry ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), Andriantsitohaina Naina. Mazava ny toromariky ny filohan’ny Repoblika farany teo ny amin’ ny hidinan’ireo mpikambana eo anivon’ny governemanta eny an-kianja, manomboka izao. Tsy niandry ela fa nidina ifotony tany […]
TSELATRA
Nodarohan’ny vadiny ny renim-pianakavina iray tao Falimanjaka, kaominina Betafo Ambohimangakely, omaly. Novelesiny tamin’ny bolongam-by be hidin-trano niaraka tamin’ny vely kifafa io vadiny io. Tsy vitan’izay fa mbola nampidirany sakay koa ny fivaviany, araka ny fanazavan’ny zandary. Voatery naiditra hopitaly izy. Sima tanteraka ny molony. Naratra teo amin’ny tanany ny renim-pianakaviana […]




