Auteur/autrice : Adnews

Ambohibao: vehivavy naratra nodarohan’ny sakaizany

Saika namoy ny ainy mihitsy ilay tovovavy nodarohan’ny sakaizany tao amin’ny fokontany Ambohimiadana Moron­dava, kaominina Ambohibao, ny alahady alina teo. Potika tanteraka ny tarehin’ilay tovovavy sady nihosindra tanteraka. Voalaza fa resaka hasarotam-piaro no nitarika ity sakaizany hanao herisetra tamin’io olon-tiany io. Henon’ny olona mpiray vodirindrina aminy ny herisetra nataon’ity tovolahy […]

Potika ny lohany: lehilahy maty nitifi-tena

Tsy fantatra ny zava-nisy marina nahatonga ny tovolahy iray nitifi-tena, omaly. Basy efa nirefodrefotra no nanaitra ny mpiray tanàna. Ny basin-drainy no namonoany tena. Nandriaka ny ra, lehilahy 18 taona maty nitifitra ny tenany tamin’ny ba­sy tao Ambatoafo, distrikan’i Sambava, ny 19 aogositra teo. Nijanona irery tao amin’ny trano fonenany […]