Manatsara ny tolotra omeny ny mpanjifa ny orinasa mpamokatra fandaharana televiziona, StarTimes. Azony ny fahazoan-dalana manokana, hamoahana eto Madagasikara ny lalao mivantana, ny fifanintsanana baolina kitra espaniola, «La Liga 2024-2025» rehetra, mahatratra 380. Ho hita ao amin’ny sampam-pandaharana «ST Premium sy ST Sports Life». Misy ny fiaraha-miasa amin’ireo mpanao gazety […]
Auteur/autrice : Adnews
Mompera Barex : «Hampandroso ny any Toliara ny fitrandrahana fasimainty»
Mitovy hevitra amin’ireo mponina any ifotony koa ny mpitondra fivavahana amin’ny fiangonana Katolika any amin’ny diosezin’i Toliara. Hamafisin’izy ireo fa hitondra fampandrosoana any Atsimo Andrefana ny fanokafana indray ny Base Toliara. Mitovy hevitra amin’ireo mponina any ifotony koa ny mpitondra fivavahana amin’ny fiangonana Katolika any amin’ny diosezin’i Toliara. Hamafisin’izy ireo […]
1st Mobil Rally of Boeny: lasan’i Mathieu sy i Andry Tahina ny fandresena
Nifarana ny sabotsy lasa teo, tany Mahajanga, ny 1st Mobil Rally of Boeny. Dingana fahatelo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Rallye. Fihaonana nokarakarain’ny klioba Go janga. Norombahin’ny ekipazin’ny klioba Asacm, nisy an’i Mathieu sy i Andry Tahina (A.T) ny fandresena. Izy mirahalahy izay nitondra ny fiara […]
Tompondakan’i Afrika: nisaraka ady sahala ny Disciples FC sy ny Orlando Pirates
Tontosa omaly, tao amin’ny kianja Côte d’Or Maurice, ny lalao savaranonando mandroso hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra. Nisaraka samy tsy nisy nitoko ny Disciples FC Madagasikara sy ny Orlando Pirates avy atsy Afrika Atsimo. Nosahiranin’ny Malagasy tanteraka ry zareo Afrikanina Tatsimo, teo amin’ny 15 mn nanombohana. Nobodoin’ny […]
Sombim-baovao
Any Mahajanga indray no hanatanterahana ny fifaninanana nasionaly eo anivon’ny mpiasam-panjakana (Asief), ho an’ny taona 2025. Nifarana tamin’ny fomba ofisialy omaly, ny “Asief 2024”, izay notontosaina tany Antsirabe. Hatao any Antsirabe, manomboka ny 25 aogositra izao, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja volley-ball, ho an’ny sokajy U20, lehilahy sy vehivavy. […]




