Hiady ny vintana farany, hiakarana amin’ny dingana manasa-dalana eo amin’ny hazakazaka 100 m misy fefy, anio, i Sidonie Fiadanantsoa amin’ny lalao Olympika, atao any Frantsa. Tsy nahatratra ny fe-potoana amin’izany izy omaly ka mamerina ny hazakazaka. Tontosa omaly tao amin’ny kianja Stade de Frantsa ny hazakazaka 100 m misy fefy […]
Auteur/autrice : Adnews
Indray mijery
Ambony ny tahan’ny fahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo. Avo telo hatramin’ny efatra heny amin’ny fetran’ny OMS ny refy rehetra voaray ka mankarary ireo olona marefo. Vinavinaina hijanona ho ambony hatrany ny tahan’ny izany ao anatin’ny telo andro ho avy ka tokony hitandreman’ireo olona marefo. Mbola mijanona ao anatin’ny andro mafampana amin’ny […]
Ho an’ny faritra 14: hitombo ny rotsakorana amin’ity volana ity
Ho an’ity volana ity, vinavinaina hifanaraka na hanatombo kokoa noho ny tokony ho izy ny rotsakorana ho azo ho an’ny faritra Diana, Sava, Ambatosoa (tapany avaratra), Sofia (sisiny avaratra), Melaky, Menabe, Atsimo Andrefana (tapany avaratra), Ihorombe (tapany atsinanana), Atsimo Atsinanana, Fitovinany, Vatovavy (tapany atsimo), Matsiatra Ambony, Amoron’i Mania sy Vakinankaratra […]
Taolagnaro: mifanohana ny tomponandaikitra
Nihaona mivantana, ny talata teo, ireo ben’ny Tanàna ao amin’ny distrikan’i Taolagnaro sy ireo solontenam-panjakana izay notarihin’ny governoran’ny faritra Anôsy, Rakotovelomanantsoa Voahary, miaraka amin’ny solombavambahoaka… Nandinihana ny fampiharana ny didim-panjakana N°2020-833 mamaritra ny fitantanana, fampiasana ary fanaraha-maso ny famatsiam-bola natokana ho fanohanana ny sehatry ny fampandrosoana (CIAD) ampiasain’ireo solombavambahoaka eny […]
fanentanana sy ny fizarana fitaovana: nitombo ny tahan’ny fanasana tanana amin’ny EPP 30
Misoroka aretina maro ny fahazoana mampiasa rano madio miaraka amin’ny savony. Nisy ny ezaka natao amin’ny fametrahana fotodrafitrasa sy paikady hanamorana ny fisitrahana rano ka nampiakatra ny tahan’ny fikirakirana azy any an-tsekoly sy eny amin’ny tobim-pahasalamana niaraka amin’ny Water Aid. Nisy fanadihadiana natao momba ny tahan’ny fanasana tanana amin’ny rano […]




