Hatramin’izao, andrasana ny fijoroan’ny governemanta vaovao. Toy inona? Indrindra izay andrasan’ ny vahoaka… Maneho ny fijeriny ny mpikatroka eo anivon’ny vovonana Jeunes patriotes révolutionnaires Malagasy (JPRM), Rakotoarijaona Jerry. Gazety Taratra (*): Governemanta toy inona no andrasan’ny vahoaka amin’izao? Rakotoarijaona Jerry (-): Be dia be izay fampanantenana nataon’ny mpitondra izay… Misy […]
Auteur/autrice : Adnews
D2 Nasionaly: hodinihana ny tohin’ny fifaninanana
Fantatra, ny talata lasa teo, ny anaran’ireo ekipa 12 tafita hiatrika ny dingana faharoan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, diviziona faharoa « World Cola Ligue des Champions 2024 ». Anisan’ireo tafakatra amin’izany ny FC Theo, Zoya FC, AS St Anne, Tia Kitra, FC Jaboady, AS Fos, Jet Kintana, Sphinx Academy, FC 119, […]
Tarika KabôsySpirit: manandratra sy mitrandraka ny gadona malagasy
« Tano ny an’ny tena fa ny an’olo tsa homeny ». Izay no namehezan’i Doda, mpitendry kabôsy ao amin’ny tarika KabôsySpirit ny resaka nifanaovana taminy. Izay fanandratana ny gadona malagasy izay rahateo no tena ifotoran’ ity tarika avy any amin’ny faritra Matsiatra Ambony ity. «Fiainako ny fitendrena kabôsy izay anisan’ireo zavamaneno nentim-paharazana […]
Magic Squad Madagascar: miezaka mampivelatra ny majika
Tontosa omaly, teny amin’ ny Tranomboky monisipaly Analakely, ny hetsika niarahana tamin’ny «Magic Squad Madagascar» sy ny «The Mars Crew», nahitana atrikasa sy fampisehoana mahakasika ny majika. Efa manomboka mahaliana ny Malagasy, indrindra ny ankizy sy ny tanora ity karazana fampisehoana ity. Tsapa ihany koa anefa fa mbola maro no […]
Hamarana ny fankalazana: manomana seho adiny 4 sy sasany ry Tempo Gaigy
Tsy ampy ny mpankafy ilay seho fanokafana. Hitarina noho izany ny seho famaranan’ny Tempo Gaigy ny fankalazana ny faha-25 taona niakarany an-tsehatra. Adiny 3 ora sy sasany ilay seho nentina nanokafana ny faha-25 taonan’ny tarika Tempo Gaigy. “Rehefa nohainoana ny mpankafy, nisy ireo hira nanamarika ny fiandohana tokoa tsy natao […]




