Auteur/autrice : Adnews

Vaovao tambatra

Hisy fanelingelenana ny fifamoivoizana eny amin’ny lalana RN2, eo Antsampanana, Brickaville, Tapakala, Ambohimangakely. Izany dia manomboka ny 10 hatramin’ny 20 aogositra ho avy izao. Antony, misy asa fametrahana ny tambajotra fifandraisan-davitra « fibre optique » ataon’ny orinasa Orange. Hisy ny fandaminana ny fifamoivoizana eny an-toerana. Hamokatra paty 4 taonina isan’andro ny Orinasa […]

Mahay milalao

Henjana ara-bakiteny ry zalahy sy ry zavavy ! Talen­tany raha ny serasera , indrindra ho an’ny tombontsoan’ny tenany na ny vondrony manokana. Nampiaky volana ny seho niezinezina nataon’ikala tany amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Tena hoe iza no tsy gaga ? Nisy aza ny tandapa sasany tena nihorohoro ara-bakiteny. Efa namoaka vava ny hametra-pialana […]

Fanaovan-gazety ara-tontolo iainana: miofana momba ny fifanarahana iraisam-pirenena

Mpanao gazety maherin’ny 20 no niofana fanamafisana ny fahaiza-manaony, mikasika ny tontolo iainana, omaly. Ni­karakara azy ny minisiteran’ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd). Niompana tamin’ny lohahevitra lehibe efatra ny fotoana, mahakasika ireo fifanarahana ara-tontolo iainana ataon’ny Fivoriamben’ny mpikambana (Cop) ao amin’ny Firenena mikambana. Anisan’ izany ny fifanarahan’i Rio, […]

Tselatra

Mpitondra moto scooter iray naratra mafy nifandona tamin’ny fiara teny By-pass, omaly tolakandro. Mafy ny fifandonana ka potika tanteraka ny lohan’ilay fiara. Tsy nisy aina nafoy. Takalonaina efatra indray lasan’ny dahalo tao amin’ny tanànan’Ambarinakoho, kaominina Anjozorobe, afakomaly alina. Vehivavy avokoa izy efatra ireo. Miaina anaty horohoro tanteraka manoloana ny tranga […]

Toamasina Renivohitra: mirongatra ny tsy fandriampahalemana

Tsy mandry fahalemana izay no azo handikana ny toe-javatra misy ao Toamasina, anatin’ izao vanim-potoan’ny fialantsasatra izao. Amin’ny akapobeany, saika handrenesana poa-basy sy olona voafira antsy etsy sy eroa. Ankilany, fisian’ ilay voafonja roa lahy tafantsoaka ny vavahadin’ny fonja. Raha iverenana, nirefotra ny basy tetsy Tanamakoa 12/14 tamin’ ireo jiolahy, […]