Les 24 régions sont à l’honneur, à commencer par Itasy, hôte de la première Conférence régionale budgétaire (CBR) 2026, lancée officiellement hier à Miarinarivo, sous la houlette du ministère de l’Economie et des finances (Mef), en vue de l’élaboration de la Loi de finances 2027. Les attentes des régions figurent […]
Auteur/autrice : Adnews
TSELATRA
Mpangalatra ikoizan’ny mponina eny Ankadifotsy Befelatanana voasambotry ny polisy afakomaly. Voarakitra tao anaty horonantsary avokoa ny fihetsik’io lehilahy io ka noraisim-potsiny taorian’ny antso voarain’ ny polisy. Enina mianadahy mpanaparitaka vola sandoka voasambotry ny polisy tao Talatamaty, kaominina Fianarantsoa, afakomaly. Nitondra vola roa alina maromaro ireo tanora ireo. Voamarina fa sandoka […]
Ambatokely, RN2 : Mpianaka maty voahitsaky ny kamiao
«Nikasa hisongona moto iray teo alohany, nifampikasoka tampoka ny moto ka nifatratra tany ambany kamiao ireo olona roa nitaingina scooter», hoy ny fanazavan’ny kaomandin’ny zana-tobim-paritra Carion, omaly maraina. Niainga avy any Manjakandriana ireo olona roa tra-doza ireo, araka ny loharanom-baovao. Hiditra fiolahana teo amin’ ny toerana atao hoe Ambatokely, kaominina […]
Saika hivarotra zaza 8 taona : Olona efatra notanana am-ponja
Nosamborin’ny polisim-pirenena miasa ao Manakara ireo olona efatra nikasa hamarotra zazalahy 8 taona, ny 18 aogositra teo. Nentin’ireo olona voalaza ireo niainga tany Farafangana ity zazalahy ity. Nihazo an’i Manakara, nitady olona handray an’io zaza io. Kamboty, nipetraka tamin’ny iray tamin’ireo olona efatra ilay zaza, araka ny fanazavan’ny polisy misahana […]
Andavamamba : vehivavy niandry taxi-be, maty voatifitra
Tsy tana ny ain’ny renim-pianakaviana iray voan’ny bala teny Andavamamba, afakomaly hariva. Hamonjy fodiana izy kanjo lasibatra tampoka tamin’ny tifitra nataon’ny jiolahy. Voan’ny bala teo amin’ny kibony, taorian’ny asan-jiolahy tetsy Andavamamba ny renim-pianakaviana iray, afakomaly hariva. «Nahatsiaro tena kely izy tamin’ny 8 ora alina. Tsy tana anefa ny ainy tamin’ny […]




