Nisafidy ny Nosy rahavavy, Maurice, ihany koa ny CFFA Andoharanofotsy hampiantranoana ny fihaonany amin’ny Lijabatho FC Lesotho, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Ligue des Champions Caf». Nambaran’ny loharanom-baovao eo anivon’ny klioba CFFA Andoharanofotsy, omaly, fa ao Maurice no handraisan’izy ireo ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i […]
Auteur/autrice : Adnews
ASIEF – Fifidianana naverina: Mbola lany ho filoha i John Love
Voafidy ho filohan’ny Fikambanana misahana ny fanatanjahantena iraisan’ny minisitera sy ny andrimpanjakana na Asief (Association sportive interministerielle pour l’entretien des fonctionnaires) indray Andrianarison Botosera Jean Aimé (John Love). Notanterahina tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina izany, omaly. Tsiahivina fa naverina ity fifidianana ity noho ny fangatahan’ny maro izay noheverina ho nisy […]
Fahasalamana: Arahi-maso ireo avy any amin’ny firenena ahitana ebola
Araka ny naoty iraisan’ny minisitera laharana faha-569 momba ny fanamafisana ny fepetra ara-pahalasamana eny amin’ny sisintany, voarara vonjimaika ny fidiran’ireo vahiny eto amin’ny tanin’i Madagasikara raha toa ka nandalo tany amin’ireo firenena voakasiky ny valanaretina ebola tao anatin’ny 21 andro. Ho fisorohana ny mety hidiran’io aretina io eto amintsika izany. […]
Voka-panadinana bakalorea : 39,21% ny taham-pahombiazana ho an’i Toliara, 51,57% ho an’i Toamasina
Raha ny vokatra ofisialy ho an’ny fanadinam-panjakana bakalorea efa nivoaka hatramin’ny omaly, ny tany Toliara no ambany indrindra ny taham-pahafahana. Mbola andrasana ny eto Antananarivo sy Antsiranana. Nivoaka omaly ny voka-panadinana bakalorea ho an’ny faritanin’i Toliara, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny mpitantana ny oniversite any an-toerana. Miisa 29 144 ireo […]
Fanabeazana sy kolo saina: Nahay nihaino ny Malagasy
Manana fiantraikany lehibe eo amin’ny zavakanto sy ny kolontsaina malagasy ny fahaizan’ny Malagasy nihaino fahiny. Nobeazina sy nokoloina hihaino ny manodidina azy. Avy amin’izany no nahalalany fa henoina ihany koa izy, hany ka tsy niteniteny foana. Ho an’ny vanim-potoanan’ny ankehitriny, mihevi-tena ho tsy misy maheno ve ny mpanakanto sy ny […]




