Tafiditra ao anatin’ny politikam-panjakana ny fampiroboroboana ny tahan’ny famokarana sy fisitrahana herinaratra eto Madagasikara izay ho tonga hatrany amin’ny 800 MW ka avy amin’ny angovo azo havaozina ny 70% amin’izany. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny alakamisy teo, teny amin’ny «Birdy» Galaxy Andraharo, ireo mpisehatra matihanina sy mpamokatra angovo azo havaozina […]
Auteur/autrice : Adnews
Fampandrosoana : hampidi-bola hatrany amin’ny 40 miliara Ar ny Miami
Hampitombo ny toekaren’ny mponina sy ny tanànan’i Toamasina ary hampiakatra avo ny sehatry ny fizahantany ao an-toerana ny Miray Hina ary Mifankatia (Miami). Hampidi-bola hatrany amin’ny 40 miliara Ar ity fotodrafitrasa nandrasan’ny maro ity. Tanteraka ny fanamby! Notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny sabotsy teo ny Miray Hina ary Mifankatia (Miami) […]
INDRAY MIJERY
Nanatanteraka hetsika “tagnamaro, andron’ny olom-pirenena” avokoa ny sekoly teknika ao amin’ny faritra Atsimo Atsinanana sy ny ivontoeram-piofanana CFP Pagnarena, CFP Mahafasa, CFPF Farafangana sy Vangaindrano, ny Lycée Teknika Farafangana, Vangaindrano, Vondrozo. Fanatsarana ny toeram-piasana no notontosaina nandritra izany. Ny fisian’ny rindrin-drahona ao atsinanan’ny Nosy no mandrafitra ny toetry ny andro anio. […]
Fikambanana Musulman Ahmadiyya : nankalaza ny fetin’ny sorona
Andro lehibe ho an’ny mpino silamo rehetra ny fankalazana ny fetin’ny “Eid ul-Adha” na ny fetin’ny sorona. Tsy diso anjara amin’izany fa nankalaza koa ny fikambanana islamo Ahmadiyya eo Andavamamba. Araka ny fanazavan’ny misionera anisan’ ireo mpitarika ny Ahmadiyya, Moussah, fa fankalazana ny sorona nataon’i Abraham tamin’i Ismaela zanany ity […]
Andro mangatsiaka : mirongatra ny gripa sy ny aretin-koditra
Tapitra ny fahavaratra sy ny vanim-potoana mafana. Miditra tsikelikely ao anatin’ny vaninandro ririnina ny eto Madagasikara ankehitriny. Misy fiantraikany eo amin’ny toe-pahasalaman’ny olona izay fiovana izay ka miteraka aretina. Matetika mahazo ny ankamaroan’ny olona ny aretin’ny taovam-pisefoana. Manomboka eo amin’ny gripa, aretin-tenda, sery, lalan-drivotra, “bronchite”, hatrany amin’ny “alveole”, ny “pneumonie” […]




