Nanamafy ny lehiben’ny Cisco Antananarivo Renivohitra fa tsy tokony hatao sorona ny mpiadina amin’ny fanadinana CEPE. Ilaina ny fifampiresahan’ny ray aman-dreny sy ny sekoly raha misy ny olana momba ny saram-pianarana. Efa voazara avokoa ny taratasy fiantsoana ny mpiadina ho an’ny fanadinam-panjakana CEPE hotontosaina manerany ny Nosy, rahampitso tontolo andro. […]
Auteur/autrice : Adnews
DAKA AN-JORONY: kitranotranon’ankizy no vitan’ny lambalamba
Taranja malaza indrindra eto amin’ity planeta tany ity ny baolina kitra. Raharaham-pirenena mihitsy izy ity ho an’ny ankamaroan’ireo fanjakana any ivelany. Porofon’izany, rehefa resy ny ekipam-pirenena, misavoritaka hatrany amin’ny governemanta rehetra. Raha mibata amboara, miditra an-tsehatra hatramin’ny filoham-pirenena. Marina ilay fitenenana hoe : «Salama ny firenena rehefa mandeha ny baolina kitra». […]
« Telma Coupe 2024 »: fantatra avokoa ireo tafita amin’ny manasa-dalana
Nifarana omaly, teny amin’ny kianja Elgeco Plus By-pass, ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara. Hiady ny tapakilan’ny famaranana ny Elgeco Plus sy ny Inate Fc Rouge ary ny Disciples sy ny CFFA. Tafita any amin’ny dingan’ny manasa-dalana fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, «Telma Coupe 2024», taranja baolina kitra, ny ekipan’ny Elgeco […]
Sombim-baovao
Notanterahina nanomboka ny zoma alina teo ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, « Euro 2024 ». Tsara fanombohana i Allemagne, mpampiantrano, nandresy an’i Ecosse, 5 no ho 1 izy ireo. Anio kosa no hiakatra kianja i France, hihaona amin’i Autriche. Lavon’i Johnny Gauvin, renioney mpikatroka muay-thaï, tamin’ny KO, teo […]
Tetikasa – « TDS » : hifantenana mpilalao zandriny miisa 75
Ho fampivoarana ny tanora eto Afrika, nisy ny tetikasa “Talent Development Scheme (TDS)” eo amin’ny taranja baolina kitra. Anisan’ireo misitraka izany i Madagasikara. Araka ny fanazavana nataon’i Etienne Stockeng, teknisianina misahana ny tanora eo enivon’ny Fifa, ny zoma lasa teo, teny Isoraka, nahatratra 6 000 mahery ireo mpilalao zandriny voatily […]




