Face aux tergiversations dans le camp des opposants et des partisans du régime ainsi qu’aux accusations de fraudes électorales, les candidats indépendants se font entendre à leur tour, pour défendre leur voix. Ces derniers appellent la Haute cour constitutionnelle (HCC) à proclamer des résultats justes respectant le choix des électeurs. […]
Auteur/autrice : Adnews
Si et seulement si… le rêve de Soatanana
Fifaninanana Afrika Atsinanana : andrasana ny fahatongavan’ny filoha lefitry ny WKF
Ho avy eto Madagasikara, anio, ireo tomponandraikitra ambony iraisam-pirenena amin’ny taranja Karate. Anisan’izany ny filoha lefitry ny Federasiona iraisam-pirenena (WKF), i Bechir Cherif. Hiara-dalana aminy i Souleymane Gaye, lehiben’ny fikambanan’ny Federasiona aty Afrika (UFAK). Manatevina ny delegasiona koa i Zetouni, filohan’ny kaomisiona mpitsara ao amin’ny WKF. Ankoatra izay, efa tonga […]
SOMBIM-BAOVAO
Hitohy etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny andro faharoa, fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, sokajy vehivavy. Fihaonanana hotanterahina ny alahady ho avy izao. Hifandona eo amin’ny D1, ny FTFA Antohomadinika sy ny 3FB. Hanokatra ny fihaonana ny an’ny D2, hifanandrinan’ny SCB Besarety 2 sy ny FTVL Lalamaty. Tsy […]
Lomano, tatsy Maorisy : nahazo medaly volamena i Holy
Notanterahina tatsy Maurice, ny faran’ny herinandro lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondaka amin’ny taranja lomano fanao amin’ny andro ririnina. Nandray anjara tamin’izany ny Malagasy, tamin’ny alalan-dRabejaona Holy Antsa. Nisongadina ny zava-bitany satria nandrombaka medaly volamena telo, tamin’ireo fihaonana natrehiny izy. Anisan’izany ny teo amin’ny 100 m lomano tsotra, tontosany […]




