Tontosaina eny amin’ny AFT Andavamamba, ny famaranana ny « Slam National Scolaire » (SNS), andiany faharoa. Fifaninanana natao ho an’ny mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana, ambaratonga faharoa. Hifaninana amin’izay ireo tafiakatra amin’ny dingana famaranana, taorian’ny fifanitsanana. Ankoatra ny fampiroboroboana ny “Slam poèsie”. Tanjona amin’ny hetsika ny hitrandrahana ireo taniketsan’ity taranja ity sy hikolokoloina […]
Auteur/autrice : Adnews
« Festival des baleines » andiany fahafito : hisy ny takariva « Quizz » iarahana amin’i Julien Lepers
Mandalo eto indray i Julien Lepers. Midika izay fa efa akaiky ny « Festival des baleines », izay hiditra amin’ny andiany fahafito amin’ity. Tsy mahafoy an’i Madagasikara ! Ray mpiahy ny « Festival des baleines » fanao any Sainte-Marie ilay mpanolotra fandaharana malaza maneran-tany, i Julien Lepers. Nanatrika ny andiany maromaro tamin’ity hetsika mampivondrona ny […]
FANTINA sy FINTINA
Araha-maso ara-pitsarana Raharimanana Patrick rehefa niakatra ny fampanoavana tetsy Anosy, afakomaly. Anisan’ny nanadihadiana azy ny famoahana ny fandaharam-potoan’ny filohan’ny Repoblika tamin’ny Facebook ary izao nalefa nody any an-tokantranony izao. Naharitra herinandro ny famotorana momba ity raharaha ity. Notanterahina, omaly ny fanaovam-beloma farany ny kandidàn’ny Firaisankina, i Mamy Clavere, tao amin’ny […]
Loholona Tahina Andrianandrasana : « Manao ny asany ara-dalana ny filoha Rajoelina Andry »
Tsy misy fandikan-dalàna ny fitetezam-paritra ataon’ny Filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. “Tsy mitokana fa manolotra fotodrafitrasa izy”, hoy Tahina Andrianandrasana, loholon’i Madagasikara. Nisy ny tafa ho an’ny mpanao gazety, nataon’ny loholon’ i Madagasikara, Andrianandrasana Tahina, omaly, teny amin’ny Lapan’ny Antenimierandoholona Anosy. Tao anatin’izany no nitondrany fanazavana mahakasika ny resabe momba ny […]
Mila mazava
Hazakazaka arahin-tosika ny an’ny filohan’ny Repoblika sy ny ekipan’ny minisiteran’ny Angovo amin’ny fizarana jiro. Fanatanterahana ny fampilezan-kevitra natao tamin’ny novambra ny fanomezana ilay « Hazavana ho an’ny rehetra ». Manerana an’i Madagasikara ny fidinana ifotony ataon’ny fitondrana. Samy mahazo izany na ny an-tanàn-dehibe na ny any ambanivolo na ny aty an-drenivohitra na […]




