Ny 3 hatramin’ny 7 jona izao, hisy ny fandidiana goatra maimaimpoana karakarain’ny CHU Anosiala. Mandray anjara amin’ny fanomanana mialoha kosa ny marary toy ny fitiliana sy fitarafana izay tsy maintsy hatao hanampy amin’ny fandidiana ataon’ny dokotera mpandidy. Ny 24 ka hatramin’ny 29 mey izao ny fisoratana anarana ho an’ireo maniry […]
Auteur/autrice : Adnews
Centre Akamasoa: nisitraka fotodrafitrasa fidiovana sy fahadiovana
Nahazo toeram-pivoahana sy fidiovana vokatry ny fanohanan’ny Unicef ny centre Akamasoa. Mitokana ny fotodrafitrasa ho an’ny ankizivavy sy ny ankizilahy ka mpianatra 4 325 no hahazo tombontsoa. Nampiasaina betsaka ny angovo azo avy amin’ny masoandro hanodinana ny fotodrafitrasa natolotra. Mifameno amin’ny fanomezana fanabeazana manaraka ny fenitra ny mpianatra indrindra ny tovovavy […]
1 000 isan-taona no voadidy : miafina mitoka-monina ireo tratran’ny aretina mamany lava
Iray amin’ny voka-dratsin’ny vohoka aloha loatra sy ny fahasarotan’ny fiterahana ho an’ny vehivavy ny aretina mamany lava. Tao anatin’ny 13 taona, mahatratra 11 676 ny vehivavy voadidy ka tsy nahomby ny fandidiana ho an’ny 5% tamin’izy ireo. 5 000 isan-taona ny vinavina amin’ny tranga vaovao ho an’ny aretina mamaly lava, 1 000 […]
TARATRY ny KANTO
Nomen’ny Orange Madagascar boky volafotsy i Hary Rabary. Ny filohan’ny Orange Solidarité Madagascar no nanolotra azy izany, tetsy amin’ny Tranomboky Monisipaly Analakely, omaly. Tsy nahazo ny “Prix Orange de livre Afrique” na ny POLA 2024 izy, saingy tao anatin’ny 5 voalohany kosa. Noho izay lalana nodiavin’ny mpanoratra sy ilay boky […]
Na fahiny na ankehitriny: ny Reny, Reny hatrany…
Nanana ny lanja sy hasina lehibe ny Reny teo amin’ny Malagasy. Nandray sy nankato izany ihany koa ny Reny, fahiny, hany ka nanantaranaka vanona. Nampinonoany, nobeaziny, nanariny (anatra), notezainy, nokapohiny ny menaky ny ainy. Taty aoriana, rehefa niditra ny vahiny (Anglisy, Frantsay, Arabo…), niova ny endri-piarahamonina nisy fahagola. Niova tsikelikely […]




