Auteur/autrice : Adnews

Judo – «Mondiaux 2024»: resy teo amin’ny savaranonando Rasoanaivo Laura

Ratsy ny vokatra ho an-dRasoanaivo Aina Laura, teo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja judo sokajy «senior», vehivavy. Vao teo amin’ny dingana savaranonando dia efa resy ity hany solontena malagasy ity. Tsy lasa lavitra fa vao teo amin’ny lalao savaranonando dia efa nangoron-damba Rasoanaivo Aina Laura, nandritra ny fiadiana […]

Karate – “Afrique de l’Est” : 52 mianadahy hiaro ny voninahi-pirenena

Hatao eto Madagasikara amin’ny 6 hatramin’ny 9 jona izao, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika faritra Atsina­nana, ho an’ny taranja karate. Firenena 10 amin’ireo 14 mpikambana no handray anjara amin’izany. Fifaninanana na­tokana ho an’ny sokajy cadet, junior ary senior. Ho an’i Madagasikara, 52 be izao no hiaro ny voninahi-pirenena, ka ny […]

Orinasa Tozzigreen : hamokatra angovo ho an’ny EPP Ambohimarina

Tsy mijanona amin’ny famokarana angovo, misehatra amin’ny fanampiana ny mpiara-belona koa ny orinasa Tozzigreen. Vokasik’izany ny sehatry ny fanabeazana sy ny sosialim-bahoaka. Hiroso amin’ny famokarana angovo eo ani­von’ny EPP Ambohi­marina, kaominina Ambohi­manga Rova, ny orinasa Tozzigreen. “Vonona hatrany hifanome tanana sy hifanampy amin’ny mponina izahay”, hoy ny nambaran’ny tompon’ny orinasa […]

INDRAY MIJERY

Tsy hisy fiforonana andro ratsy mety hahakasika ny toetry ny andro eto Madagasikara hatramin’ny 28 mey ho avy izao. Hangatsiaka ny andro ary handrivotra ny ankamaroan’ny faritra eto amin’ny afovoantany, ny faritra avaratra, ny morontsiraka atsinanan’ny Nosy ary ny morontsirak’i Sofia sy Boeny. Hihamalefaka ny tsiokan’ny alizay rahampitso ary handrafitra […]