Mitohy hatrany ny fanentanana sy ny fampahafantarana ataon’ny Ceni, amin’izao andro vitsy mialoha ny fifidianana solombavambahoaka izao. Anisan’ny nambaran’izy ireo ny momba ireo mpifidy miaina anaty fahasembanana. “Manan-jo hanana mpanaraka azy arakaraka ny filany ireo sembana. Tahaka izany koa ireo manana olana eo amin’ny fahitana. Omena fitaovana efa voaomana izy ireo”, […]
Auteur/autrice : Adnews
Filohan’ny HCC : “Zon’ny kandidà ny mitory”
Fampahatsiahivana… Herinandro sisa dia hifarana ny fampielezan-kevitra amin’izao fifidianana depiote izao. “Raha misy mahatsiaro fa voadona ny zony amin’ny hala-bato sy ny tsy fanarahan-dalàna, zon’ny kandidà ny mitory any amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana”, hoy ny filohan’ny HCC, Rakotoarisoa Florent, tany Toamasina, tamin’ny faran’ny herinandro teo, ny amin’izay mety […]
Fanahimanana Tiaray : “Tsy misy fiovana ny zotram-pifidianana”
“Tsy misy miova raha ny biletà tokana sy ny zotram-pifidianana, ankoatra ny hoe ny anaran’ny kandidà no miova. Efa vita fanontana ny biletà tokana. Noho izany, tsy misy fiovana”. Io ny fanazavan’ny mpahay lalàna, i Fanahimanana Tiaray, teny Antaninarenina, afakomaly, momba ny fisiana kandidà maty amin’izao fifidianana depiote izao. Izay […]
Rakotoarijaona Jerry : “Fifidianana no atao fa tsy fividianana olona”
Ao anatin’izao fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana depiote izao, tsy ilazaon’ny fizarana fanomezana etsy sy eroa. Ho tonga hatraiza? Maneho ny fijeriny ny mpandrindra ny vovonana Jeunes patriotes révolutionnaires Malagasy (JPRM). Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ahoana ny amin’ny fahazoana ny maro anisa amin’izao fifidianana depiote izao? Rakotoarijaona Jerry (-): Araka ny And. […]
Afaka andro vitsy: hisongadina indray ny fisian’ny Reny
«Fetin’ny Reny », hono, ny 26 mey izao. Hotolorana fanomezana i Neny. Ny fihetsika sy ny fiteny, hatao izay mahafaly an’i Neny… Hisongadina indray ny fisian’ny Reny. Tsaroana ao anatin’ny ora maromaro ny adidy lehibe eo an-tsorony. Kitapo nifonosana, niankin-drindrina irery, nisotro ny rano tsy tiana, nampinono, nitrotro, nibaby, nanome sakafo […]




