Hitombo ny famokarana siramamy eto amintsika amin’ny alalan’ny indostria Sucrerie de Mahatalaky . Andalam-pamaranana ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa samihafa ny fitondram-panajakana. Vita hatramin’ny 80% ny fanitarana ny fotodrafitrasa ao amin’ny « sucrerie de Mahatalaky, miala 43 km an’i Taolagnaro. Indostria hanodina ny fary ho lasa siramamy, natsangana nanomboka ny taona 2021. Andalam-panatsarana […]
Auteur/autrice : Adnews
Morondava: mirongatra ny aretina tazomoka
Fotoana mampirongatra be ny aretina tazomoka izao any Morondava. Saika ny antsasa-manilan’ireo olona tonga manao fizaham-pahasalamana dia voan’ny tazo avokoa rehefa atao ny fitiliana. Tsy mifidy na zaza na ankizy na lehibe na tanora fa voan’ny tazo. Amin’ireo olona 50 raisin’ny tobim-pasahalamana ao natin’ny 1 andro, mararin’ny tazo avokoa ny […]
INDRAY MIJERY
Hitohy ny volon’andro ririnina ho an’ny roa andro manaraka fa hiakatra ny maripana farany ambany ny faran’ny herinandro ho an’ny afovoantany, araka ny fanambaran’ny foibe famantarana ny toetry ny andro. Mafana ny andro ary mibaliaka ny masoandro ho an’ny tapany andrefana ary hahazo orana ny any avaratra sy atsinanana. Eto […]
Andron’ny psikolojia: hizarana ny fifandraisana eo amin’ny ray aman-dreny sy zanaka
Andron’ny psikolojia, fotoana hanentanan’ny mpianatra ao amin’ny departemanta psikolojia ny maha zava-dehibe ny fahasalaman’ny saina ary hitondrany lohahevitra efatra ho an’ny rehetra. Manomana fifampizarana manodidina ny lohahevitra «Faharanitan-tsaina afaka mivelatra amin’ny sehatra maro» ny fikambanan’ny mpianatra ao amin’ny departemant de psychologie, eo anivon’ny Universite Catholoque de Madagascar (UCM), mitondra ny […]
Drafitra nasionaly PNF II – MFFT: ho voasoroka mialoha ny olan’ ny fananan-tany
Notanterahina tetsy Anosy, omaly, ny atrikasa fampahafantarana sy nankatoavana ny Drafi-pirenena ho an’ny fananan-tany andiany faharoa (PNFII), iarahana amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany. Nambaran’ny tale jeneralin’ny Tahirim-pirenena ho an’ny fananan-tany (FNF), Razafindratsimba Vonjy, fa tanjona ny fanakaikezana kokoa sy ny fiarovana amin’ny fananan-tany hipaka eny amin’ny vahoaka. […]




