Voasambotry ny mpitandro filaminana ny lehilahy iray namaky trano, an’ny mpifanolobodirindrina aminy, tao amin’ny fokontany Ambohimilemaka, kaominina Mahitsy, omaly. Nanararaotra ny tsy fisian’ny olona tao amin’io trano io ilay olon-dratsy. Nalainy avokoa ny entana, toy ny fahitalavitra, ny 26 avrily lasa teo. Niverina tao an-trano ny tompontrano, efatr’andro taorian’io, foana […]
Auteur/autrice : Adnews
Nisoloky Cash point : lehilahy nahatrarana vola sandoka 1 tapitrisa Ar
Saika hanao izay ho afany handefa vola sandoka teny aminy! Voasambotry ny zandary miasa ao Sambava renivohitra ny lehilahy iray nikasa hisoloky mpanao Cash point, afakomaly hariva tamin’ny 5 ora sy 20 minitra. Nanatona io toerana fandefasam-bola io ilay lehilahy. Nilaza handefa vola misimisy izy. Tsy nisy alaharo, nanao ny […]
Kamiaobe nivadika : olona dimy namoy ny ainy
Olona 20 naratra mafy, dimy namoy ny ainy. Kamiao be mpitatitra eladrano tapaka hisatra no nahatonga ny loza. Nitrangana lozam-piarakodia nahafatesan’olona tao ambavaranon’i Manambaroa, fokontany Anjaha Soatanimbary, kaominina ambanivohitr’i Satrokala, distrikan’Ihosy, omaly. Kamiaobe iray miasa ao amina toeram-pitrandrahana eladrano, any amin’iny faritra avaratra, anatin’ny kaominina ambanivohitr’i Mahasoa, ity niharan-doza ity. […]
08 mey 2024
Arabian Travel Market 2024: Madagascar part à la conquête de nouveaux marchés
L’édition 2024 de l’Arabian Travel Market (ATM), sur le thème d’« autonomiser l’innovation : transformer le voyage par l’entrepreneuriat », du 6 au 9 mai à Dubaï, constitue une occasion opportune pour Madagascar de conquérir de nouveaux marchés touristiques. Avec plus de 2 300 exposants et représentants de plus de 165 pays […]




