Auteur/autrice : Adnews

JMCJ andiany faharoa : hasongadina ny fahaiza-manaon’ ny tanora misehatra ambanivohitra

Hotanterahina any amin’ny faritra Boeny ny fanamarihana ny Andro maneran-tany ho an’ny fahaiza-manaon’ny tanora (JMCJ), ny volana jolay izao. Teto Antananarivo ny andiany voalohany. Hiompana amin’ny fahaiza-manaon’ireo tanora amin’ny sehatry ny fambolena sy fiompiana, any ambanivohitra, ny andiany faharoa amin’ny Andro maneran-tany ho an’ny fahaiza-manaon’ny tanora, amin’ity taona ity. Hampiantrano […]

« Redombe Bagasy » : hira 37 hokaloina eny an-tsehatra

Tao anatin’ny taona maro, tsy mbola nisy fampisehoana lehibe tahaka ity eo amin’ny tontolon’ny bagasy. Ampahany maneho izany ny isan’ny mpihira handray anjara. Ny fifantenana ireo hira hokaloina, sns. Mahalana vao ahitana hetsika lehibe natokana ho an’ny bagasy ra­noiray tahaka ity. «Redombe Bagasy», fampisehoana an-tsehatra hotontosaina ao amin’ny CCEsca Antanimena, […]

Fanatsarana ny tontolo iainana : miaro ny loharano ny fanodinana ny menaka vidange ho lasa angovo

Anisan’ny manimba ny tontolo iainana sy ny ala ny fampiasana ny ari­na fandrehitra sy ny kitay. Miha mi­tombo, ara­ka iza­ny, ny olon-tsotra sy fikambanana ma­­­mokatra fa­tana ekolojika, amin’ izao. Anisan’ izany ny fatana vita amin’ ny menaka vidange. Mbola manan-danja eo amin’ny Malagasy ny fampiasana arina fandrehitra sy kitay hatramin’izao. […]