Nitsidika ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana, tetsy Anosikely ny ambasadaoron’i Japon, i Abe Koji, afakomaly. “Manana tetikasa maro eto amintsika ary mitondra vokatsoa ho an’ny vahoaka i Japon”, hoy ny filohan’ny Antenimierandoholona. Notsiahiviny ny fiaraha-miasa eo amin’ny tetikasa Ambatovy. Eo koa ny fanamboarana ny seranan-tsambo ao Toamasina ary koa ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Minisitry ny Fitsarana: “Mitady lalana hamerenana ireo volamena isika”
“Tsy sasatra mitady lalana ny fitondram-panjakana ny hamerenana eto amintsika an’ireo volemana any Kaomoro sy Afrika Atsimo”, hoy ny minisitry ny Fitsarana, Rakotozafy François, teny Faravohitra, afakomaly, momba ireo volamena avy eto Madagasikara, tratra tany Afrika Atsimo sy Kaomoro. Ny mahasarotra ny famerenana ireo volamena tratra tany ivelany ireo ny […]
Ramamimampionona Gérard: “Manomboka eo amin’ny tsirairay ny fandriampahalemana”
Mirongatra ny tsy fandriampahalemana tato ho ato. Inona ny vahaolana? Maneho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard: “Inona no atao hoe olombelona? Raha misy ny tsy fandriampahalemana, ny olona no olana. Raha vao tsy araka ny tokony ho izy ny olona, tsy mandry fahalemana izay.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): […]
Mozika rap: Hiaka-tsehatrany X-Crew
Nametrakatsangambato ho an’nymozika rap etoMadagasikaraarymbolamanohynylalanyny X-Crew 102 Kara. Hiaka-tsehatraindrayizyireo,nyasabotsy 26 novambra, manombokaamin’ny 2 oratolakandro, etsyamin’nyEspace MonUniv’hairMausolée, en face arrét 194. Azo lazaina ho nitaizanysofin’nymaronandritranyfotoanaelaihanynymozikan’izyireoaryefamaronysehatrananehoanynymahaizyazy. Hotronin’ny DJ Bazu-k Selektaizyamin’izany. “FianakavianaIsoka” nylohatenynampitondranaityseho an-tsehatraity.Tsyhijanonaeo fa mitohyhatranynysehoataon-dry zalahyiretoanomezanafahafaham-po nympanarakaazy. Fotoanairayityhihaonan’izyireoamin’nympankafyazy ka antenainahahazonyanjaranyavynympanatrikaizany.Hetsikakarakarain’ny 2M ahitanaan’iMiora Killahsyi Jessyizyity,izaympanao rap ihanykoa.Misynytambajotran-tseraseraRakotonjanahariniainaMiora, ho an’ireomilafanazavanafanampiny. Narilala
“Zaza RAP TAIZA“: Tsy mbola nisy teto ny hetsika homanina
Hiditra amin’ny andiany faha-6 ny hetsika “Zaza rap taiza”. Nanao vikin-dava anefa ny mpikarakara, satria tsy hitovy fiseho tamin’ireo andiany teo aloha mihitsy ny amin’ity. “Tsy mbola nisy teto Madagasikara hatramin’izay ity. Efa ela no naniriana hanao toa izao…”, hoy ny filazan’i Tovolah, mpitarika ny Kolontsaina Mainty, izay mandray an-tanana […]