Auteur/autrice : Adnews

Opération « SARIKA 1 »: Jiolahy telo tratra teny Isotry

Mitohy ny hetsika « Sarika 1 » ataon’ny polisy ho famongorana ny asan-jiolahy mampikolay ny olona eto an-dRenivohitra. Nahitam-bokany izany satria jiolahy telo no tratran’ny polisin’ny boriborintany fahefatra (CSP4) Isotry. Tratra teo am-panendahana renim-pianakaviana iray ry zalahy. Nitondra antsy izy ireo nandritra ny fanendahana io vehivavy io, afakomaly. Lasan’ireo olon-dratsy ny finday, […]

Fampandrian-tany: mametra-piadiana ny jiolahy

Ankoatra ireo mbola miziriziry, mibaboka sy milavo lefona tsikelikely ireo dahalo. Misy ireo manatitra fitaovam-piadiana mahery vaika eny amin’ny zandary. Miova fo tsikelikely! Nilavo lefona! Namerina ny fitaovam-piadiana fampiasany ny dahalo tsy niseho tava tao Ambo­himitsinjo, fokontany Tani­mena, kaominina Fanjakana, distrikan’Isandra, omaly ma­raina tamin’ny 10 ora. Manao hetsika manokana hanentanana […]

Travail: l’Etat prévoit d’étendre la protection sociale aux travailleurs non-salariés

L’intégration des travailleurs non-salariés dans la liste des bénéficiaires de la protection sociale est en cours. Un projet a été lancé cette année, mené par le ministère du Travail, de l’Emploi et de la Fonction Publique, et la Direction Générale du Travail en collaboration avec plusieurs partenaires, pour mettre en […]