Hiatrika ny dingana famaranana amin’ilay fifaninanana « Prix Orange du livre en Afrique 2024 » izy. Ilay boky #Zakoa, navoakan’ny Editions Dodo vole, no hoentin’i Hary Rabary mandresy lahatra ny mpitsara mandritra izany. Mialoha izay anefa, tazana tao amin’ny tranohevan’ny Orange Solidarité Madagascar, mandritra ilay hetsika “Tokotany be”, etsy amin’ny Lapan’ ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Hanome lanja ny fototra: Tsy vitan’ny hafanam-po ny fiverenana an-doharano
Manomboka taitra amin’ny torimasony ny Malagasy. Liana amin’ireo fomba amam-panao navelan’ny teo aloha. Tsy vitsy ireo nanapa-kevitra ny hanaraka izany avy hatrany… Roso ny dia !… Manentana, manazava, sns. Mirehitra indray ilay fitiavana ny an’ny tena! Malagasy vanona, Malagasy vonona! Ireo avy hatrany no mby ao an-tsain’ny Malagasy raha vao voakitika […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina any Antsirabe, ny 1 hatramin’ny 5 mey ho avy izao, ny andiany faharoa amin’ny fifaninanana Fiba 3×3 “Shoot out Bira”, taranja basikety. Hetsika karakarain’ny ligin’i Vakinankaratra sy ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB) ity hatao ity. Hotontosaina any amin’ny nosy rahavavy La Reunion, ny 27 hatramin’ny 28 avrily, ny “Festival […]
Diamanga vaovao : nizara ny fahaizany Rakotonindriana Parfait
Tontosa ny alarobia lasa teo, teny amin’ny Axian University Andraharo, ny famelabelaran-kevitra mahakasika ny diamanga, taranja ara-panatanjahantena nentim-paharazana malagasy. Nitarika izany teny an-toerana ny filohan’ny Diamanga vaovao, Rakotonindriana Parfait Andriantsiory. Nizara ny fahaizany mahakasika izany tamin’ireo mpianatry ny Oniversite Ankatso miisa 10 mianadahy ny tenany. Araka ny fanadihadiana natao, mandrato […]
« Ligue des Champions» : fantatra ny ekipa hanao ny manasa-dalana
Nifarana ny alarobia lasa teo ny lalao ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligue des Champions 2024”, taranja baolina kitra. Ny ekipan’ny Paris Saint Germain (PSG) Frantsa, klioba roa avy atsy Allemagne, Dortmund sy Bayern, ary ny Real Madrid Espagne no nahazo ny tapakila hiatrika izany. Raha hiverenana ny lalao […]




