Auteur/autrice : Adnews

Mitsapa kianja?

Raharaha izy ity! Fa tokony samy mahay maka lesona fotsiny tamin’izay niseho sy izay hiseho. Izay no azo amehezana ny fizotry ny raharaha politika eto Madagasikara hatry ny omaly. Manahirana ny miresaka politika amin’izao fotoana. Izay anontaniana na angatahana tafa ho an’ny mpamaky dia mitsipaka avokoa fa “mahamay”, hono, ny […]

Kolonely Randrianirina Michaël : “Tsy ny fitabatabana no hanendrena ho minisitra”

Mitarika hetsika an-dalambe ireo tanora Gen Z fa hoe tsy voatendry ho minisitra? Mamaly ny filohan’ny Fanavaozana, ny kolonely Randrianirina Michaël : “Tsy ny fitabatabana no hanendrena ho minisitra”. Valin-teny avy hatrany… “Manentana ny tanora mba hianatra ny politika tena izy. Fa tsy hoe mitabataba eny amin’ny tambajotran-tserasera; avy eo, mametraka […]