Ratsy ny vokatra ho an’ireo Malagasy judokas telo mianadahy izay niatrika ny fifaninanana “Grand Slam de Paris” any Frantsa. Tsy tafavoaka tamin’ny vondrona nisy avy azy izy ireo. Notanterahina tany Paris Frantsa, ny 3 hatramin’ny 4 febroary lasa teo, ny fifaninanana maneran-tany “Grand Slam de Paris”, taranja judo. Tsy fahombiazana […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Tontosa ny faran’ny herinandro teo, ny hetsika «Takalo dinika amorom-patana 2024». Lahadinika ny hoe “Taom-baovao: Riba ela sy vao”, notarihin’ny Dr Rabenalisoa Ravalitera Jean sy Ranjatohery Harilala. Isaky ny sabotsy voalohany sy alahady fahatelo amin’ ny volana no anaovana ny hetsika ary an-jotra sy azon’ny rehetra atrehina amin’ny alalan’ny fisoratana […]
Tana Gospel Choir: niavaka ny fahatsiarovana ny faha-20 taona
Tontosa omaly, teny amin’ ny Tranompokonolona Analakely, ny fampisehoana nanokafana ny faha-20 taonan’ny tarika Tana Gospel Choir (TGC). Fanokafana fotsiny moa iny fampisehoana iny fa ny 19 mey 2024 no fanokafana amin’ny fomba ofisialy izany. Araka ny nambaran-dRabearisoa Fidy, tomponandraikitry ny tarika, tao amin’ny Tranompokonolona Analakely no nanatanterahin’ny TGC ny […]
Tarika Anoka Ba Gasy: Tsara fanombohana ny taom-pampisehoana
Hipoka ny trano! Mbola mitoetra ny fitiavana ny ba gasy, raha tarafina amin’ny seho notontosain’ny tarika Anoka Ba Gasy, ny sabotsy tolakandro teo, tetsy amin’ny Karibotel Analakely. Nianoka tokoa ary tena nankafy ireo mpijery. Nitety vanim-potoana ry Ralanto, Mbola Talenta, Haja ary Beauzaka nandritra ny ora dimy be izao. Notsikafonin’ny […]
“Rdj Mozika”! Ceasar, mpanakanton’ny taona 2023
Fotoan-dehibe ho an’ny mpanakanto. Tontosa omaly ny “RDJ 2023”, nankasitrahana ny mpanakanto noho ny sanganasany izay nofidian’ny mpankafy ho mendrika. Nisongadina indrindra tamin’izany i Ceasar. “Iiiii… Na iza na iza maheno izay, dia mamaly ho azy hoe «Aaaa». Rariny loatra raha nahazo ny «Titre de l’année» tamin’ny «Rdj Mozika 2023», […]




