Auteur/autrice : Adnews

“Grand Slam de Paris” : Malagasy judokas 3 hifaninana

Hanomboka rahampitso 3 febroary, ao Paris, ny fifaninanana “Grand Slam de Paris”, taranja judo. Malagasy mpikatroka 3 mianadahy no solontenan’i Madagasikara amin’ity fifaninanana maneran-tany ity. Fifaninanana goavana satria hihaonan’ireo judokas tompondaka maneran-tany sy manerana an’i Eoropa. Ani­san’ny hiatrika izany i Chris­tiane Vital, Malagasy mpikatroka mila ravinahitra ao Frantsa. Efa mpandray […]