Suite à des soupçons de fuite de sujets lors du concours d’entrée à l’Ecole Nationale de la Magistrature et des Greffes (Enmg), les candidats admissibles à l’issue des épreuves écrites ont exprimé leurs préoccupations. Ils appellent à la poursuite du processus et demandent qu’aucune sanction collective ne soit appliquée, dans […]
Auteur/autrice : Adnews
Tentative d’assassinat du Chef de l’Etat: le DG du Fonds Souverain derrière les barreaux
Les déclarations officielles se suivent au sujet de l’incarcération de 11 personnes suspectées de tentative d’assassinat contre le président de la Refondation de la République, le Colonel Michaêl Randrianirina et de coup d’Etat. Après l’ouverture de la poursuite judiciaire annoncée par la Procureure générale, Narindra Navalona Rakotoniaina, le statut de […]
Fanohanana ny famoronana : Hampiarahina ny mozika sy ny sary
Nampahafantarin’ny Alliance Française eto Antananarivo indray ny fisokafan’ny «Bourse à la création 2026». Araka ny anarany, fanohanana amin’ny famoronana zavakanto izy ity, izay misokatra amin’ny Malagasy mpanakanto. Tanjona ny hamoahana tetikasa iray mifototra amin’ny fifanakalozana ara-javakanto, ka ny mozika sy ny sary no ampiarahana amin’ity. Manodidina ny lohahevitra fiarovana ny […]
Sehatra Ba gasy avrily 2026 : Hoentina an-tsehatra ny « Atrikefa toreo fahanginana »
Ahenoina lohahevitra maro ny hira ba gasy. Ao ny fitiavan’olon-droa, lahy sy vavy, hanina ilay tanàna nahabe, vohitra niandohana. Tsy vitsy kosa ireo maneho fahanginana sy toreo. Hiavaka tsy tahaka ny nahazatra hatramin’izay ny lohahevitra, hiompana sy hanome sehatra kokoa ireo hira ba gasy mitoreo. Na izany aza, hisy ny […]
Zo hisitraka fanabeazana : Nametrahana tranon’ny autisme ny EPP Vohibola
Nomarihina teny amin’ny EPP Vohibola Ampandrana, omaly, ny Andro maneran-tany hankalazana ny fanentanana sy fampahafantarana momba ny autisme, antsoina hoe «olona hafakely», eto amintsika. Nanamarika izany ny fitokanana ny tranon’ny autisme, ahitana efitrano roa, ao anatin’ny EPP. Fandraisana anjara avy amin’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ho fampisitrahana ny zo hianatra ho an’ny […]




