Nitsidika ny Ivontoerana nasionaly misahana ny famokarana fitaovana pedagojika sy didaktika (Cnapmad) ny delegasionina notarihin’ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena Rajaonarison Sendra Nirina, omaly. Ivontoerana iray eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena, manana traikefa 42 taona, ary mamelona mpiasa manodidina ny 150 isa ny “Cnapmad”. Izy ireo izay miandraikitra ny famokarana ny fitaovana […]
Auteur/autrice : Adnews
Fandrindram-piterahana : Ilaina ny fanabeazana ara-pananahana
Ahafahana misoroka ny vohoka tsy nirina, mitondra amin’ny fanalan-jaza sy fahafatesana, ny fizarana fahalalana ho an’ny ankizy sy ny tanora momba ny fanabeazana ara-pananahana. Taorian’ny famoahana ny vokatry ny fanadihadiana nasionaly momba ny fandrindrana ny fiainam-pianakaviana, taona 2024-2025, nisongadina fa tandindomin-doza ny fahasalaman’ny tovovavy eto amintsika. Adolantsento 15- 19 taona […]
ASIEF 2026 : Mpiasam-panjakana 15 000 andrasana
Hotanterahina any Manakara sy Vohipeno, ny 17 hatramin’ny 27 aogositra izao, ny fifaninanam-pirenena natokana ho an’ny mpiasam-panjakana eo anivon’ny Asief na Association sportive interministérielle pour l’entretien des fonctionnaires. Manodidina ny 15 000 eo ny mpandray anjara amin’izany. Tanjona ny hanetsehana ireo mpiasam-panjakana sy hananana fahasalamana ao anatin’ny fanatanterahana ny asa, […]
Rallye – Course de côte : Hatao eny Volomborona
Ny Course de côte no hanombohan’ny Federation sport-automobile malagasy (FSAM) ny taom-pilalaovana 2026. Hotanterahina ny sabotsy 11 sy ny alahady 12 avrily ho avy izao, eny amin’ny lalana Volomborona ny fifaninanana. Mpikarakara izany ny klioba Asacm. Sambany handray izany fifaninanana izany ity “circuit” ity izay efa nanaovana dingana manokana “ES”, […]
Pureplay Football League : Nisaraka ady sahala ny Disciples sy ny Elgeco Plus
Samy tsy nisy nivoaka ho mpandresy na ny Disciples FC na ny Elgeco Plus, omaly, teny By-pass. Mbola mijanona ho laharana amin’ity PFL ity ny Disciples FC ary faharoa kosa ny Elgeco Plus. Rava sahala! Niampy isa iray indray ny an’ny Disciples FC Vakinankaratra sy ny Elgeco Plus Analamanga, amin’ity […]




