Hanomboka tsy ho ela ny fanamboarana ny lalam-pirenena RN 31, mampitohy an’Ankazobetsiahy sy Bealanana, faritra Sofia, mirefy 101,6 km. Hitarina sady ho rakofana godirao ity lalana ity. Miisa 28 ny tetezana, ka harenina ny 6 amin’ireo. Hisy koa ny toerana fotodrafitrasa fandanjana fiarabe hatsangana. Miisa 25 000 ny zana-trondro tilapia […]
Auteur/autrice : Adnews
Miakatra tsikelikely: mahatratra 3 500 Ar ny kilaon’ny vary gasy
Mitohy ny fiakaran’ny vidim-bary. Nahatratra 1 000 Ar ny kapoakan’ny vary gasy mena eny amin’ny mpaninjara, nanomboka tamin’ny herinandro lasa teo. Izany hoe, 3 500 Ar ny kilao, nahitana fitomboany 100 Ar isaky ny kilao, satria mbola 3 400 Ar tamin’ny fiandohan’ny volana desambra. Mahatratra 3 400 Ar hatramin’ny 3 […]
Banky Iraisam-pirenena: mahatratra 443,5 miliara dolara ny trosan’ny tany mahantra
Manambara ny Banky iraisam-pirenena fa tafakatra ambony be ny tahan’ny zanabola tato anatin’ny 40 taona farany. Nahatratra 443,5 miliara dolara ny vola navoakan’ny firenena andalam-pandrosoana nandoavany ny trosany tamin’ny taona 2022. Nitombo 5% miohatra ny tamin’ny taona 2021 ny trosa naloan’ny firenena mahantra, ny taona 2022. Mitotaly 88,9 miliara dolara […]
7 taona aty aoriana…: haverina hatonta ny boky “Lisy Mianjoria”
«Tantara miainga amin’ny zava-misy mifangaro amin’ny eritreritra, izay misy fanantenana maharitra na dia ao anatin’ny fotoana maizina indrindra aza», hoy ny filazan’i Mose Njo azy. Miendrika famaritana ilay boky nosoratany, “Lisy Mianjoria” izany. “7 taona lasa izay, nivoaka ny boky iray ka nanaitra ny fontsika sy ny saintsika. Tantara nampisaina […]
« Passion 4 Humanity » : nisokatra omaly ny fampirantiana « Nous sommes »
Mahatsiaro tena ho manana adidy sy andraikitra amin’ny fanabeazana sy fampahatongavan-tsaina ny vahoaka ny mpahay kanto, indrindra ireo namolavola ity fampirantiana ity, manoloana ny lafiny fahasalamana, ny rano ary ireo zavaboahary eto amintsika. Nisokatra omaly ary tsy hifarana raha tsy ny 2 janoary 2024 ny fampirantiana «Nous Sommes», atao eny […]




