Auteur/autrice : Adnews

Volley-Analamanga : nahazo mpitsara 25 vaovao

Volana vitsy nijoroany, miezaka mampandroso hatrany ny taranja volley-ball, ny eo anivon’ny ligin’Analamanga. Tao­rian’ny fifaninanana « service, réception, attaque », niroso tamin’ny fanofanana mpitsara indray ny LRVB, nanomboka ny faramparan’ny volana novambra teo. Vita ny fanadinana ho an’ireto mpiofana ho mpitsara ireto, ny 25 tamin’izy ireo no afa-panadinana ka voatendry ho mpitsara […]

« Baolina kitra mahatafita » : Malagasy dimy hilalao any ivelany

Taorian’ny andrana farany izay natao ny alahady lasa teo teny Mahamasina, Malagasy mpilalao dimy nanaovan’ireo teknisianina vahiny fanadihadiana manokana “entretien individuelle”. Raha ny fanazavana voaray tamin-dRamisamanana Lova, lehiben’ny LNR Sport Management, omaly, hahazo fanasana avy amin’ireo klioba vahiny izy dimy mirahalahy ireo rehefa manomboka ny “mercato d’hiver”. Tsiahivina fa efa […]

FARITRA ATSINANANA : nirary soa ny filoha Rajoelina Andry

Tsy niandry ela. Naneho ny hafaliny sy firariantsoa avy hatrany ny avy amin’ny faritra Atsinanana manontolo, tamin’ny alalan’ny governora, Rafi­dison Richard Théodore, mivady. “Midika ho fitohizan’ny asa fampandrosoana ny faritra, amin’ny alalan’ny fa­namboarana ireo fotodrafitrasa goavana, hanala ny fahasahiranam-bahoaka izao fahalanianao izao”, hoy izy. Notanisainy tamin’izany ny lalambe migodana “Auto­route” sy […]

Fanorenan-trano : mahasarika mpiavy ny miala kely ny renivohitra

Betsaka ny fanorenana trano vaovao eny amin’ny kaominina Alakamisy Fenoarivo, amin’izao fotoana izao, raha ny zava-misy. Nihanitombo izany nanomboka tamin’ny taona 2020 hatramin’izao. « Betsaka ny manorim-ponenana eny an-toerana ny mponina avy eto amin’ny faritr’Antananarivo », hoy ny lefitry ny ben’ny Tanàna eny amin’ity kaominina ity, Ramananjanahary Velo Narindra Emma. Manodidina […]