Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO tambatrra

Miisa 73 ireo nahazo fahazoan-dalana hanondrana jirofo ho amin’ny taom-panondranana 2023-2024. Marihina fa tafakatra 40 000t ny vokatra naondran’i Madagasikara raha 25 000t talo­han’izay. Nahatratra 224 tapitrisa dolara ny vola azo tamin’ity vokatra ity. Zana-trondro tilapia 5 381 no narotsaka ao amin’ny reniranon’Ihosy, mandalo ao amin’ny fokontany Mahiafia, kaomina Ambanivohitra […]

Aviation civile de Madagascar : nihena ny mpandeha fiaramanidina tao anatin’ny iray volana

Nanomboka mihena ny isan’ny mpandeha fiaramanidina eto Madagasikara ny volana aogositra teo. Ny volana oktobra teo, nilatsaka ny antontanisa noho isika manomboka miditra amin’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra. Nilatsaka hatrany amin’ ny 117 000 ny mpan­deha fiaramanidina ny volana septambra teo raha toa ka nahatratra 130 000 izany ny volana aogositra, araka […]

Hosoka tamin’ny fifidianana : mitaky fanadihadiana ny fanjakana amerikanina

Nanao fanambarana ny mpitondra tenin’ny departemantam-panjakana amerikanina, i Matthew Miller, manoloana ny fifidianana farany teo. Miantso ny Ceni izy ireo hamaha ireo olana niseho. Takiny koa ny governemanta hanadihady amin’ny antsipiriany ireo tsy fahatomombanana sy ireo voalaza fa hosoka. “Tokony hirosoana ny fanavaozan-drafitra samihafa navoitran’ireo mpanara-maso ny fifidianana malagasy sy […]

Mpianatra Androy : “Avoahy ny Kly Randrianirina Mickaël”

Nanao fanambarana ny fivondronan’ny mpianatra teraka Androy (Fizatampioto) eo anivon’ny oniversiten’i Toliara, ny faran’ny herinandro teo. “Takinay tsy misy hatak’andro ary tsy misy fepetra ny hamoahana ny raiamandreninay, terak’An­droy, ny Kly Randrianirina Mickaël. Manome 48 ora izahay ho famoahana azy amin’io toerana tsy mendrika azy io. Handray fepetra hentitra izahay […]