Vehivavy iray voatifitry ny olon-dratsy teo amin’ny kibony sy ny tanany nandritra ny fanafihan-jiolahy tao amin’ny fokontany Batiment , kaominina sy distrika Mahabo, tamin’ny 8 ora alina. Lasibatra nandritra ny fifandonana koa ny miaramila iray izay voatifitra teo amin’ny feny. Zana-tsokatra 20 isa no azon’ ny zandary tao amin’ny fokontany Belinjo, […]
Auteur/autrice : Adnews
Voaroba ny vola 1 800 000 Ar : zanaka mpandraharaha maty voarasa antsy
Maty norasarasain’ny jiolahy antsy ny raim-pianakaviana iray tao Ambolomadinika, Toamasina, ny sabotsy 2 desambra teo. Lasa ny vola an-tapitrisa. Tsy tana, ny alahady maraina teo, ny ain’ilay lehilahy lasibatry ny asan-jiolahy hitan’ny mpitandro filaminana nihosin-dra tao Ambolomadinika, ny faran’ny herinandro teo. Zanaka mpandraharaha ao Ambahavala, kaominina ambanivohitra Ampasina Maningory, distrikan’i […]
Teo am-pitotoana vary: olona efatra maty nilatsaham-baratra
Olona efatra indray maty nilatsaham-baratra tao amin’ny fokontany Ankofalava, kaominina sy distrikan’i Maroantsetra, ny zoma lasa teo. Nisy oram-be sy kotro-baratra tao amin’io fokontany io ka nirefodrefotra ny varatra. Nilatsaham-baratra ny trano misy milina fitotoam-bary an’ny raim-pianakaviana iray. Olona maro handeha hitoto vary no teo amin’io toerana io niaraka tamin’ireo […]
Haintrano tetsy Ankasina: afa-mianaka niara-maty kilan’ny afo
Zaza iray taona ny iray tamin’ireo efatra mianaka maty kilan’ny afo tetsy Ankasina, ny alin’ny zoma 1 desambra teo, tamin’ny 11 ora alina. Nitrangana haintrano mahatsiravina tetsy Ankasina, Boriborintany I, ny alin’ny zoma 1 desambra teo. Valo mianaka iray trano indray nohotohotoin’ny afo tao anatin’ny minitra vitsy.“Tsy tafavoaka ny trano […]




