Le mental collectif est l’état d’esprit des sapeurs-pompiers de la cité d’Antananarivo. En milieu hostile, l’instinct dompte l’adversaire et aide les autres. Engagement- Dévouement- Discipline le fer de lance des sapeurs-pompiers de la Commune Urbaine d’Antananrivo
Auteur/autrice : Adnews
Hopitalibe Toamasina : Roa miliara Ar hanamboarana lalana
Nampikaikaika ny maro ny haratsian’ny lalana mirefy 200 metatra, eo anelanelan’ny tobin’ny zandary sy ny hopitalibe Toamasina. Manoloana izany, nandray fepetra ny governoran’Atsinanana, tarihin-dRafidison Richard Théodore, handray an-tanana ny fanarenana ity lalana ity, amin’ny alalan’ny anjara volany, mitentina 2 miliara Ar avy amin’ny fanjakana. Nidina ifotony nijery ny fizotry ny […]
VAOVAO TAMBATRA
Nahazo kamiao miisa dimy sy moto 50 ny Jirama, ao anatin’ilay tetikasa LEAD, tohanan’ny Banky iraisam-pirenena ara-bola. Entina hanatanterahana sy hanafainganana ny “fampidiran-jio mora” sy ny fampidiran-jiro mahazatra efa nahaloa sarany (dévis) ireo fitaovam-pitaterana ireo. Hanomboka amin’ny 15 desambra 2023 ny fanavaozana ny karatra ho an’ny mpanangom-bokatra an-dranomamy sy an-dranomasina […]
Nosy Be : fiaraha-miasan’ny ORTNB sy ny Telma
Natao sonia omaly, tany Nosy Be, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny Telma sy ny Ofisim-paritry ny fizahantany Nosy Be (ORTNB). Tafapetraka any Nosy Be ny tambajotra internety matanjaka Telma. Miara-miasa amin’ny (ORTNB) ny Telma amin’izany entina hampiroboroboana ity sehatra ity, ka mila tambajotram-pifandraisan-davitra manana kalitao ambony any amin’ireo toerana be […]
Antenimierampirenena : lany tsy nisy nitsipaka ny lalàna mifehy ny tetibola (LFI) 2024
Nolanian’ny solombavambahoaka tsy nasiam-panitsiana sy tsy nasiam-panovana teny amin’ny Antenimierampirenena ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana ho amin’ny taona 2024. Lany tsy nasiam-panovana, tsy nasiam-panitsiana ary tsy nisy nitsipaka teny amin’ny Lapan’ny Antenimierampirenena, omaly, ny volavolan-dalàna laharana faha.023/2023 momba ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana, ho an’ny taona 2024 (LFI). Lany tsy […]




