Hotanterahina manomboka rahampitso, any Diego ny fitiliana ireo Malagasy tanora mpilalao baolina kitra. Hetsika izay hiarahan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) sy ny minisiteran’ny Fanatanjahantena sy ny tanora ity hatao ity. I Wissem Maaref, mpanampy ny mpanazatra ny Barea no hanao ny fitiliana eny an-toerana. Nodimandry teo amin’ny faha-28 taonany […]
Auteur/autrice : Adnews
Basikety-Game on 3×3 : tompondaka teo amin’ny “Tir” i Olivio
Nizotra araka ny tokony ho izy, tany Toamasina, nanoloana ny Lapan’ny tanàna, ny fifaninanana basikety “Game on 3×3”, nokarakarain’ny Federasiona malagasin’ny basikety. Ankoatra ny fifaninana, nisy ihany koa ny “Concours Tir” ka i Olivio, mpilalaon’ny Ascut no nandrombaka izany. Raha ny voka-dalao kosa, tompondaka teo amin’ny sokajy Senior, lehilahy, ny […]
Kitra eny anivon’ny fokontany: 18 taona ny FC Copain, efa namoaka mpilalao any ivelany
Anisan’ny klioba eny anivon’ny fokontany, manabe amin’ny alalan’ny baolina kitra, ireo ankizy tsy mba manana fahefana miditra amin’ireny sekolin’ny kitra ireny ny FC Copain. Gazety Taratra (*) : Ivontoeram-piofanana ve ny FC Copain sa klioba ? Rakotondramiara Hasina (-) : Tsy ivontoeram-piofanana fa klioba fitaizana ankizy eny anivon’ny fokontany Alarobia Amboniloha. Tsy sekolin’ny […]
TARATRY ny KANTO
Misokatra ny taom-pikatrohana 2023-2024, hetsika ara-kolontsaina eo ambany fiahian’ny fitaleavam-paritry ny Kolontsaina sy ny serasera Boeny, izay nampahafantarina ny faran’ny herinandro teo. Hifandimby ao amin’ny Tranoben’ny serasera sy ny kolontsaina, “Akôry haly”, ireo mpanoratra, poeta, mpanao slam, jijy, mpandihy, mpihira, mpikabary, sns. Handrasana ny sehon’i Tovo J’Hay. Hipoka nialohan’ny fanombohana […]
kaompania Sahhaf: nanolotra seho maroloko
Tontosa omaly, teny amin’ny Ivokolo Analakely, ny seho an-tsehatra maroloko, niarahana tamin’ny kaompania Sahhaf’ Z’art soa. Ny tantara Mumbà no nentin’ity kaompania ity nanafana ny sehatra. Maro ny mpankafy tonga nianoka izany seho an-tsehatra izany, anisan’izany ireo mpankafy teatra. Tsikaritra fa miha mahazo vahana ary mihatanora ny mpiangaly sy mpankafy […]




