Mpikatroka anisan’ny nahavita dingana tsara indrindra hatramin’izao i Zo Aina, ao anatin’ny fifaninanana “World jiu-jitsu Championship”, tontosaina any Abu Dhabi. Sokajy Master, 85 kg, “ceinture marron” no nisy azy ka nahazoany io vokatra io. Mpikatroka 10 mahery no niara-niainga taminy, teo amin’ny ampahavalon-dalana, nandresy izy ka nahazo ny tapakila niatrehana […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 11 sy ny 12 novambra ho avy izao, eo amin’ny Lapan’ny tanàna any Toamasina ny fifaninanana “Game on 3×3”. Marihina fa ity lalao ity, hiarahan’ny Federasiona malagasin’ny basikety sy ny ligy rezionaly Atsinanana ary ny kaominina any an-toerana manatanteraka. Notanterahina nanomboka omaly, tany Toamasina, ny fitiliana ireo Malagasy […]
Barea : notoloran’ny FMF baolina
Afaka valo andro, izany hoe, ny 17 novambra ho avy izao, hifanandrina amin’i Ghana any an-toerana i Madagasikara, amin’ny fifanintsanana hiadiana ny tapakilan’ny “Mondial 2026”. Ho fiatrehana izany, notoloran’ny filohan’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, fitaovana toy ny baolina ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Entina hampiasain’izy ireo mandritra […]
Kitra afrikanina : mety hiova endrika ny fiadiana ny «Chan»
Niteraka resabe teo anivon’ny tontolon’ny baolina kitra ny fiparitahan’ny vaovao tao anaty tambajotran-tserasera, omaly, fa hiova endrika ny fifaninanana “Chan” ka afaka mandray anjara ireo mpilalao mpila ravinahitra. Navoakan’ny gazety Sport news Africa, ny talata 7 novambra lasa teo, fa hiova endrika manomboka izao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, […]
Mpanazava eto Madagasikara : Tovovavy 1 000 niatrika fiofanana
Zava-dehibe ny fanavaozana ny traikefa sy ny fahaiza-manao amin’ny fahaiza-mitarika fikambanana. Nanatanteraka izany ny mpanazava eto Madagasikara ka faritra 4 teto Analamanga no niofana ho lohambondrona ny faran’ny volana oktobra teo. Ankizivavy 1 000 mahery no niatrika ny fiofanana hampandrosoana ny fivondronana, tarika ary ny sokajy misy azy. Nisitraka fiofanana […]




