Tsy tokony hisy ny ahiahy ny amin’ny fahatongavan’ireo fitaovana amin’ny fifidianana eny amin’ny birao fandatsaham-bato amin’ny daty hanaovana fifidianana, araka ny fanazavan’ny ny tale kabinetran’ny Ceni, Andriamifidy Jean-Louis, ny amin’ireo fitaovana hanatanterahana fifidianana. Anisan’izany ny biletà tokana, ny fitanana an-tsoratra (PV), ny vata fandatsam-bato… “Efa nandray ny fepetra rehetra ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fiatrehana ny fifidianana: nahazo fitaovana ahafahana mifidy ireo jamba
Hetsika ho amin’ny fifidianana mampiaty. Nanolotra fitaovana ahafahan’ny olona jamba mifidy ny eo anivon’ny Ceni. Nandray fanapahan-kevitra araka ny nahim-pony ity rafitra misahana ny fikarakarana ny fifidianana ity ka nanolotra “Carton à braille” miisa 3 000, natonta ho amin’ny fihodinana voalohany amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Atsofoka ao anatin’io fitaovana io ny bileta tokana […]
Miadana Fabien Privat : “Tsara ny mandray anjara hatrany amin’ny fifidianana”
Hanao ahoana ihany ny fifidianana? Maneho ny fijeriny ny tomponandraikitra amin’ny fanetsehana fiarahamonina sy olompirenena eo anivon’ny ONG Tolotsoa, i Miadana Fabien Privat: “Amin’ny maha olompirenena, entanina hatrany izy ireo handray anjara amin’ny latsabato na hanao vato fotsy aza”. Fanehoan-kevitra… “Manana zo maromaro ny olompirenena: raha resy lahatra amina kandidà […]
TARATRY ny KANTO
Ady hiragasy eny Ampefiloha. Tsy mangina mihitsy ny Kianjan’ny Hiragasy etsy Ampefiloha, rehefa alahady. Fantatra fa hifanandrina ny 12 novambra ho avy izao ry Rafaralahy Raymond sy ry Ratovoelison Etienne avy eny Ambatonapoaka. Manomboka amin’ny 10 ora maraina dia efa raikitra ny fifandonana voalohany. Antsam-piderana eny Mahamasina. “Tsy maintsy misandratra […]
Manandratra ny beko : manohy ny lalany ny tarika Ndaty Lahy
Hizara ny kolontsaina avy any atsimo, ao anaty mozika. Tetikasa efa natomboka ela, ary malalaka ny lalana ho an’ny tarika Ndaty Lahy. Naka bahana an-taonany maro, mba hampahafantatra sy hivoy ny beko avy any atsimo, ho an’ny Malagasy rehetra sy ho an’ny mpankafy mozika manerana izao tontolo izao ry Anthony sy ny tariny. Nandalo […]




