Tsy ny eto an-toerana ihany no mahatsiaro ny fahasimban’ny teny malagasy fa ny any ivelany ihany koa. Mandray andraikitra ny fikambanana Kolo Malagasy ka manatanteraka ny « Soratononina » tao anatin’izay 20 taona izay. Taona 2002, noforonin’ Itompokolahy Jarisoa Rakotoarivelo sy i Mamy Randrianarivony ny Kolo Malagasy . Taona 2003, […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Miisa 32 ireo Malagasy nandray anjara tamin’ny “African Business Education for Youth Initiative (ABE Initiative)”. Fandaharanasa karakarain’ny JICA, nanomboka ny taona 2013, ny ABE initiative izay ahafahan’ireo mpandray anjara misitraka fianaran’asa sy fandraharahana any amin’ny firenena Japoney. Tanjona ny hampiroborobo ny indostria aty Afrika sy ny fifandraisan’ny firenena roa tonta […]
Salon Voatra : be mpitady ny vokatra malagasy
Mivoatra sy mihatsara ny vita malagasy. Mahasarika ny besinimaro fa indrindra ny teratany vahiny ny asa tanana malagasy, porofo mivaingana nandritra ny hetsika “salon de la créativité Voatra” andiany faha-10, ny herinandro teo. Nampiranty ny fahaiza-manaony avokoa ireo mpandraharaha samihafa nandritra ny hetsika izay nahaliana ny mpitsidika. Samy afapo ny […]
Tetikasa Agoa: handray anjara i Madagasikara
Hanomboka ny alakamisy ka hatramin’ny sabotsy izao ny «Forum de coopération commerciale et économique» na ny Agoa eo amin’i Etazonia sy ny tapany atsimon’i Afrika izay atao any Johannesburg. Anisan’ny mandray anjara amin’izany i Madagasikara, misolo tena ny firenena ireo delegasiona samihafa. Mandritra ny fotoana, hisy ny fivoriana hiarahan’ny governemanta […]
Fihariana : mora karakaraina ny fiompiana trondro
Fihariana isan’ny mahasarika ny olona ny fiompiana trondro noho izy mora karakaraina, tsy mandany vola saingy mampidi-bola. Be mpitady sy be mpanontany ny trondro an-tanimbary sy trondro an-dobo eto amintsika. Tsy ampy anefa ny tolotra satria ambony ny filàna. Mora karakaraina ny trondro raha oharina amin’ny fiompiana hafa izay mitaky […]




