Nanatanteraka ny fidinana ifotony voalohany ny minisitry ny Mponina sy ny firaisankina, Rakotoniaina Voahanginirina Cathia, ny faran’ny herinandro teo. Namangy ny fianakaviana sahirana mipetraka ao amin’ ny Akany Fialofana Isotry, ao amin’ny Madcap sy Seba, izy sy ny ekipany. Tsikaritra nandritra izany fa tena sahirana ny akany. Lehibe ny vesatra […]
Auteur/autrice : Adnews
Haintrano teny Ankatso II: Nanampy ireo traboina ny fanjakana
Manoloana ny haintrano nitranga ny 29 marsa lasa teo, tao amin’ny trano fonenan’ny mpianatra ao Ankatso II, bloc 51, nidina ifotony avy hatrany ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa, Pr Ravonimanantsoa Ndaohialy Manda-Vy. Niaraka taminy tamin’izany ny mpikambana ao amin’ny governemanta, nahitana ny minisitry ny Mponina sy […]
« Fondation de l’innovation pour la démocratie »: Manokatra sehatra amin’ny sosialy sy tontolo iainana
Notanterahina ny herinandro teo ny velakevitra misokatra ho an’ny rehetra nokarakarain’ny Fondation de l’innovation pour la démocratie. Niompana amin’ny karazan-javamananaina izany tamin’ity. Nampahafantarina tamin’izany fa manokatra sehatra malalaka ho an’ny rehetra izy ireo. Tafiditra ao anatin’izany ny fiarahamonimpirenena, ny mpianatra, ireo olobe na tangalamena ho an’ny fampiroboroboana ny sosialy sy ny […]
TARATRY ny KANTO
Hotontosaina ny 17 sy 18 avrily izao ny « Tsapiky Festival ». Any Toliara ihany no hanaovana ity hetsika hanandratana ny tsapiky, amin’ny maha harembakoka tsy azo tsapain-tanana ho an’ny zanakolombelona azy ity. Efa saika natao tamin’ny volana ambony izany, saingy nahemotra noho ny antony maro, indrindra ny fahavoazana tany […]
Folo taona aty aoriana: Hanao ny « Fitsiahy an’i Di… » ny Havàtsa-Upem
Alarobia 13 avrily 2016 – Alarobia 15 avrily 2026. Faha-10 taona namoizana an’i Henri Rahaingoson na i «Di…». Hanatanteraka hetsika mifandraika amin’io vanim-potoana lehibe io ny fikambanan’ny poety sy ny mpanoratra malagasy Havàtsa-Upem. Alarobia 15 avrily, amin’ny 2 ora folakandro, ao amin’ny Lapan’ny Akademia Malagasy eny Tsimbazaza, «Fitsiahy an’i Di…». […]




