Ny lalàna no arofanina ho an’ny asa fanaovan-gazety ao anatin’izao savorovoro politika sy krizy lalovan’ny firenena izao, hoy ny filohan’ny holafitry ny mpanao gazety, Rasoloarison Harifeno Monica, afakomaly tetsy Ambodivona. Manana ny lalàna 2020/ 006 tamin’ny 1 septambra 2020 iny ny mpanao gazety mifehy ny serasera amin’ny haino vaky jery. […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Araka ny fikarohana natao omaly, tao anaty tambajotran-tserasera, hatao ny zoma 20 oktobra ho avy izao, ny manasa-dalana, Rugby Mondial 2023, any France. Ny ekipam-pirenen’i Argentine sy i Nouvelle Zélande no hifanandrina amin’izany. Ny sabotsy ho avy izao, hifampitana amin’i Angleterre i Afrika Atsimo Efa tafita any amin’ny Euro 2024, […]
Atletisma : hahemotra ny fivoriamben’ny Federasiona
Noho ny zava-misy eto an-drenivohitra, nanapa-kevitra ny mpitantana eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny atletisma (FMA), fa hahemotra amin’ny fotoana tsy mbola voatondro ny fivoriambe ara-potoana (AGO). Raha ny voatondro mantsy, ny sabotsy ho avy izao, no hanatontosana izany eto Antananarivo saingy izao, nofoanana izao. Tsiahivina fa io no hanaovan’ny federasiona ny tatitra […]
Taekwondo WT : tsy misy daty mazava ny fifidianana
Nandefa taratasy ho an’ireo seksiona sy ligim-paritra rehetra, ny 2 oktobra lasa teo, ny filohan’ny federasiona malagasin’ny taekwondo WT. Fampahafantarana ny fotoana hanatontosana ny fifidianana amin’ireo rafitra isan-tokony amin’ ny fitantanana ity haiady ity no votoatin’izany. Mametraka fanontaniana sy fisalasalana ho an’ireo voakasika izany satria tsy misy daty mazava mamaritra […]
Kitra – « Fenêtre FIFA » : afa-bela tamin’i Bénin i Madagasikara
Tamin’ireo lalao roa nataon’i Madagasikara, nahazo fandresena tokana izy ireo. Lavon’i Madagasikara tamin’ny isa 2 no ho 1 i Bénin. Nofaranan’ny Barea de Madagascar tamin’ny fandresena ny lalao fanomanana tafiditra amin’ny “Fenêtre FIFA”, izay natao tany Maroc. Resin’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 1 i Bénin, nandritra ny fihaonana natao […]




