Mitoetra ny kanton’i Bakomanga ! Mamelo-maso sy manohy ny lalana R’Imanga Mandimby. Hiaka-tsehatra haneho ny talenta nifandovana izy ireo. Telo taona lasa izay no nahalasanan’i Bakomanga… Mpanakanto anisan’ny niavaka indrindra teo amin’ny fameloma-maso ny hira sy ny dihy vakodrazana izy. Namelo-maso ny anaran’ity andrarezina ity ny tarika Bakomanga zanany, ary mbola […]
Auteur/autrice : Adnews
Vaovao tambatra
Vonona tanteraka ireo fotodrafitrasa handray ireo «scanner» vaovao hampiasaina ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina. Efa tafiditra tanteraka amin’ny fampiasana ny tetikasa «100% scanning» i Mahajanga sy i Toliara. Hampifandray ny tantsaha mpamokatra sy ny mpandraharaha, hanamafy ny famokarana mitodika amin’ny tsena. Ireo ny tanjona napetraka tamin’ny fahavitan’ny biraon’ny Antenimieran’ny varotra sy […]
Ady amin’ny valala : mamolavola paikady maharitra ny IFVM
Ho voafehy tanteraka tsy ho ela ny firongatry ny valala eto Madagasikara. Anatin’ny famolavolana paikady hanatanterahina izany indrindra ny ivontoerana famongorana valala eto Madagasikara (IFVM). Vinan’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana rahateo ny hampitsaharana ny fihanaky ny valala, hiarovana ny fambolena ary hifehezana maharitra ny valala mba tsy hanimba voly. […]
Mahasanganehana
Mampametra-panontaniana andro aman’alina ny fiainana andavanandron-dRamalagasy. Aleo atao anaty farangososona, anio, ny tontolo politika. Aleo mba hiresaka vetivety ny lafiny sosialy sy ny toekarena isika. Tsy takona afenina intsony fa miaka-bidy andro aman-alina ny vidim-piainana amin’ny sehatra rehetra. Tsy taka-bidy ny vary ho an’ny ankabeazan’ny Malagasy. Tsy natao ho […]
Fihariana : asa mahavelona sy mampidi-bola ny fiompiana trondro
Azo atao tsara ny mivelona amin’ny jono. Fihariana ahazoana tombony sy mampidi-bola izy ary sakafo ara-pahasalamana ho an’ny daholobe. Tombony ho an’i Madagasikara ny fananana fari-dranomasina midadasika sy renirano maro isan-karazany. Sehatra mbola malalaka sy mahaliana ny ankabeazan’ny olona ny jono. Fihariana mampidi-bola sy mahavelona ary hahazoan-tombontsoa maro ny fiompiana […]




