Mirona amin’ny ”Ady gasy”. Miray feo Ranaivojaona Sylvia (Malagasy Lavorary Perfect), i Masy Goulamaly (Avotantsika miaraka i Madagasikara), Ratsiraka Annick, sekretera nasionalin’ny antoko Arema, samy nikasa ny ho kandidà : “Tanjonay ny hisian’ny fifampihainoana ary ivoahana amin’izao krizy izao”, hoy izy ireo. Niantso ny sehatra samihafa izy ireo mba handray anjara amin’ny fikaonandoham-pirenena eo amin’ny samy Malagasy. Melohin’izy telo mirarahavavy ny fampiasana herisetra. “Aoka […]
Auteur/autrice : Adnews
Andriamarotafika Soava : “Azo torohana ny tsy fanarahan-dalàna amin’ny fampielezan-kevitra”
Ao anatin’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana filohan’ny Repoblika izao. Hanao ahoana? “Azo torohana ny tsy fanarahan-dalàna amin’ny fampielezan-kevitra”, hoy ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava. Fanazavana… “Afa-manao fitorohana ny olom-pirenena, rehefa hitany hoe misy zavatra tsy ara-dalàna mandritra ny fampielezan-kevitra. Miaraka amin’ny porofo mazava izany”, hoy ny mpampakatenin’ny Ceni, Andriamarotafika Soava, momba […]
TARATRY ny KANTO
«Jôkôsô – Festival du Rire». Fanolorana fitaovam-pianarana ho an’ny ankizy tao amin’ny Akany Felana Maitso Ambohibao, no nanokafana ny «Jôkôsô – Festival du Rire» andiany faha-3. Ankoatra izay, nisy ihany koa ny seho niarahana tamin’ny Hery & Doda sy Tojo Renah. Fizarana iarahana amin’ireo vahiny avy any La Réunion kosa […]
Festival International Madajazzcar : mihamivelatra ny Jazz eto amintsika
Nitohy omaly, teny amin’ny oniversite Ankatso sy teny Andohatapenaka, ny «Festival International Madajazzcar» andiany faha-34. Samy nanana ny hanitra ho azy ny Jazz tamin’ireo toerana ireo. Tanjon’ny hetsika ny hampivelatra ity karazana mozika ity ho an’ny rehetra. Eo ihany koa ny fanomezana sehatra ireo mpiangaly ity mozika ity vao misandratra, […]
Fanabeazana : vesaran-tsiny ny ray aman-dreny
Tsy mahalala fomba ny ankizy sy ny tanora ankehitriny! Satria, tsy nampianarina izany izy ireo. Na, natoro ihany fa tsy naharay. Tsy nahavita ny adidiny ny ray aman-dreny. Miamboho adidy izy ireo. Ho an’ny Malagasy, miainga ao amin’ ny ankohonana ny fanabeazana. Noho izany, tompon’andraikitra voalohany ny ray sy ny […]




