Handray anjara, hiaro ny voninahi-pirenena amin’ny Road to Bal, taranja basikety, ny COSPN. Mikendry ny hahazo ny toerana roa voalohany, hahazoana miatrika ny “Elite 16” izy ireo. Mba hahatratra ny tanjona, niantso mpilalao afrikanina roa hanatevina azy. Anisan’ireo firenena handray anjara amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana amin’ny Basketball Africa League (Bal 2027) […]
Auteur/autrice : Adnews
VAOVAO TAMBATRA
Hafainganina ny famerenana ny famatsiana herinaratra ao Anosibe an’Ala. Nigadona any an-toerana, omaly, ny ekipan’ny Jirama hanao ny asa rehetra mahakasika izany. Tsiahivina fa may nandritra ny haintrano nitranga tao amin’ny fokontany Ambaniandrano Ambany ny vata mpanova herinaratra manana tanjaka 100 KVA. Ity farany izay miantoka ny 70% ny famatsiana […]
Fanajana ny fenitra : Manamafy ny fifaninanan’ny vokatra malagasy
Antoka mampiroborobo ny vokatra malagasy eny amin’ny tsena anatiny sy ivelany ny fanarahana fenitra sy ny fanatsarana ny kalitao. Nivoitra izany nandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena momba ny fenitra, omaly. Hetsika niarahan’ny minisiteran’ny Varotra sy ny fanjifana sy ny Biraon’ny fenitra eto Madagasikara (BNM), tohanan’ny PA Zlecaf. “Manampy ny […]
Fambolena : Hahaleo tena ara-bary isika amin’ny taona 2028
Nankalazaina omaly, ny Andro maneran-tany ho an’ny sakafo (JMA). Nisy ny hetsika natao tetsy amin’ny tokotanin’ ny Kianja Barea Mahamasina, nanomboka ny 15 oktobra. Lohahevitra noraisina ny hoe « Manavao ny fomba famokarana anio, ho fiantohana ny sakafo rahampitso ». Nambaran’ny minisitry ny Fambolena sy ny fahavitan-tena ara-tsakafo (MiASA), Ramino Gaetan, fa […]
Fifandraisan-davitra : Ny 15% ny Malagasy ihany no mampiasa internet
Namoaka tatitra ny Vovonana GSMA, ivondronan’ireo mpandraharaha amin’ny finday efatra eto Madagasikara. Anisan’ny navoitrany fa ilaina ny fanovana ny paikadin’ny fanjakana mba hampiroboroboana ny toekarena niomerika eto Madagasikara. Notaterin’ny GSMA ireo fivoarana nampiroboroboana ny fotodrafitrasa amin’ny fifandraisan-davitra. Fa eo koa ny sakana mahatonga ny tolotra niomerika mbola voafetra ho an’ny […]





