Tao anatin’ny andro maro no efa naka ny hevitry ny mpitia zavakanto ny tarika Mage 4. Anisan’izany ny amin’ireo fandaharan-kira eny an-tsehatra. Maro be ny namaly ny antso. « Efa mamarana ny fandaharan-kira ho hiraina eny an-tsehatra (répertoire) izahay ato. Mampiditra ireo hira be mpangataka sy ireo tsy tena mbola natao […]
Auteur/autrice : Adnews
Samy mandroritra amin’izay tiana : niova fototra ny kolontsaina malagasy
Miverimberina hatrany ny hoe « manan-karena kolontsaina ny Malagasy ». Raha ny fahamaroana, ekena io. Rehefa miditra amin’ny maha harena azy, mahita zavatra hafa. Iray amin’ireny ity tranga ity. Hira iray fa misy karazany maro no hikaloana azy. Ilay hirain’iza no tena « Imiangaly no manina » ? Misy an’iny tohiny lavabe iny ve ny […]
faritra Vakinankaratra : matanjaka ara-toekarena sy manan-karena ara-boajanahary
Anisan’ny ahafantaran’ny maro ny faritra Vakinankaratra ny famokarana ny filàna ara-tsakafo rehetra sy ny fiompiana. Ankoatra izay, manan-karena toeram-pizahantany maro samihafa koa izy. Mampandroso sy mitazona ny maha izy azy ny faritra ny fananana izany. Mahatonga azy matanjaka ara-toekarena tena avo lenta. Anisan’ny faritra heverina ho mahavita tena ara-tsakafo raha […]
FANTINA sy FINTINA
Nahavita ezaka lehibe ny FFKM na efa tara aza, amin’ny hanaovana dinika mialoha ny fifidianana, araka ny nambaran’ny Hetsika iombonana ho amin’ny fanovana ifotony (Hiffim), Andriamiseza Alain, omaly. Nambarany fa tokony hatsangana ny rafitra vonjimaika handaminana ny fiainam-pirenena sy ny olana rehetra. Nametraka ny dosie-ny Razafintsiandraofa Brunelle teny amin’ny HCC, […]
Pasitera Mailhol : “Ara-dalàna ny Ceni sy ny HCC matoa mirotsa-kofidina ny mpanohitra”
“Ny antoko mpanohitra milaza hoe tsy ara-dalàna ny Ceni sy ny HCC. Nefa mirotsa-kofidina ry zareo. Ny dikan’izany, ara-dalàna ny Ceni sy ny HCC matoa manaiky hirotsa-kofidina ry zareo. Inona no hirotsahan-kofidina raha lazaina hoe tsy ara-dalàna ny Ceni sy ny HCC? Ekena ho ara-dalàna ireo, matoa mirotsa-kofidina ireo kandidà. […]




