Fanatajahantena

Tompondaka maneran-tany: solontenan’ny Malagasy Rakotomaharo Fy

Tanterahina any Doha Qatar, nanomboka omaly hatra­min’ny 30 desambra izao, ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany “Fide”, amin’ny taranja échecs (rapide sy Blitz). Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa hanana solontena. Ilay laharana voalohany, Malagasy milaravinahitra any ive­lany, Rakotomaharo Fy Antenaina, no hiaro ny voninahi-pirenena amin’izany. Anisan’ny tafiditra amin’ny fifaninanana […]

Bono tany France: klioba telo nanaovany fitsapana

Tafaverina an-tanindra­zana, ny alakamisy 25 desambra teo, ilay Malagasy mpilalao baolina kitra, Rabearivelo Bono Stephano, rehefa avy nanao fitsapana tany France, nandritry ny 1 volana. Araka ny tati-baovao nomen’­Andri­atsima Faneva Ima, vy nahitana sy angady nananana izany ary nikarakara azy tany an-toerana, klioba telo no nanaovany sedra, dia ny FC […]

Kitra – « Grand Match de Defi »: vonona hanohitra ireo mpila­ravinahitra ny Disciples FC

Fararanon’ny baolina kitra ny any Toamasina, amin’ity faran’ny herinandro ity. Hotanterahina ny alahady izao, ilay fihaonana fifanandrinana eo amin’ny Disciple FC Vakinankaratra sy ireo mpilalao milaravinahitra avy atsy La Réunion sy France ary i Suisse. Ankoatra ny baolina kitra, hisy asa sosialy hataon’izy ireo. J-1, amin’ilay «Grand match de defi », […]

MTT 4-Razanajatovo Carine: “Mahavelombolo ny fivoaran’ny Muay Thai malagasy”

Nahitana taratra ny fiakaran’ny lentan’ny taranja Muay Thai eto Madagasikara ny fifaninanana “Muay Thai Tourna­ment”, andiany fahefatra, notanterahina teny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny faran’ny herinandro teo. Nambaran’ny mpikarakara, Razanajatovo Carine, filohan’ny klioban’ny GISL (Grande île sport et loisirs) fa nampitolagaga avokoa ny ady rehetra nitranga nandritra ity famaranana lehibe […]