Fanatajahantena

SOMBIM-BAOVAO

Efa manomboka mahazo volontany ao amin’ ny klioban’ny AL Merriekh SC, ny Malagasy mpilalao, i Nicolas sy i Fenohasina. Tompon-toerana izy miraha­lahy nandritra ny lalao nihaonan’ity klioba ity tamin’ny Rutsiro. Nandresy tamin’ny isa 1 no ho 0, ny ekipandry Feno sy Nicolas, tamin’izany, ary mitombo hatrany ny fahatokisan’ny mpanazatra azy […]

Baolina kitra –D2 Nasionaly : Fantatra ireo klioba tafiditra “Poule des As”

Notontosaina omaly, teny amin’ny Kianjan’­Ambohi­dra­trimo, ny andro faran’ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Poule des As”, ho an’ny diviziona faharoa nasionaly. Fan­tatra avokoa ny anaran’ireo klioba roa hiatrika ny dingan’ny famaranana ho an’ireo ekipa mifanintsana eny Ambo­hidratrimo. Tafita amin’izany ny TGBC Atsinanana sy ny Clinique Zanatany Sofia. Ankoatra azy roa […]

“Can 2025” : Anisan’ireo hitsara lalao i Dimby

Namoaka ny anaran’ireo mpitsara hitantana ny lalao amin’ ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra (Can 2025), ny Kaonfederasionina afrikanina, ny 1 desambra lasa teo. Fihaonana hotanterahina any Maroc, ny 21 desambra 2025 – 18 janoary 2026, izao. Manana solontena amin’ izany ny Malagasy, amin’ny alalan’Andriatianarivelo Dimbi­niaina. Tsy […]

“Cours des dirigeants sportifs”: Mpiofana 24 nahazo mari-pankasitrahana

Tontosa nandritra ny 3 andro, nanomboka ny 1, nitohy hatramin’ny 3 desambra lasa teo, teny Ivandry, ny fiofanana mahakasika ny fitantanana ny fanatanjahantena na “Cours des dirigeants sportifs “, andiany faha-21. Mpiofana 24 no nahavita izany ka nandray ny mari-pankasitrahana, ny alarobia 3 desambra teo. Zava-dehibe ny fahafantarana ny lalàna […]

D 2 Nasionaly – Ambohidratrimo : Ho fantatra anio ireo ekipa hanao famaranana

Hotontosaina, anio, eny amin’ny kianjan’Ambohidra­trimo, ny andro farany fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Pou­le des AS”, diviziona fa­haroa nasionaly. Ho fantatra anio, araka izany, ny anaran’ireo klioba roa hiatrika ny dingan’ny famaranana ho an’ireo klioba mifanintsana any Ambo­hidratrimo. Raha ny filaharana vonjimaika navoakan’ny Fe­de­rasionina malagasin’ny baolina kitra, omaly, tao amin’ […]