Nanomboka omaly, tany Antsirabe, ny fifaninanana “Shoot Out”, andiany fahatelo, taranja basikety lalaovin’olona 3. Fifaninanana fanao isan-taona, ity lalao ity, nanomboka ny taona 2022 ary niato kely ny taona 2023. Ny ligin’i Vakinankaratra, taranja basikety, eo ambany fiahian’ny Federasionina malagasin’ny basikety no mikarakara ny fifaninanana, ka manoloana ny gara no […]
Fanatajahantena
Baolina kitra – “Cosafa 2025” : Niala an-daharana i Maroc, hifandona i Tanzania sy ny Barea
Araka ny vaovao navoakan’ny tambajotran-tseraseran’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, niala an-daharana tamin’ilay fifaninanana afrikaninana aty atsimon’i Afrika, “Cosafa”, izay hatao any Afrika Atsimo, i Maroc. Nosoloin’i Tanzania ny toeran’izy ireo, ka ny ekipa nasionaly tanzanianina indray izany no hifandona amin’ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Tsiahivina fa ao amin’ny […]
Handball – “IHF Trophy” : Tafita hiatrika ny famaranana ny Akio de Madagascar
Samy hiady ny medaly volamena avokoa ny Akio de Madagascar, sokajy U17 sy U19 zazavavy, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondaka “IHF Trophy”, taranja handball, faritra faha-7. Fandresena hatrany no azon’ireo ekipa malagasy roa ireo, tamin’ny fifanintsanana. Famaranana roa no hataon’ny Akio de Madagascar, taranja handball sokajy zandriny U17 sy […]
SOMBIM-BAOVAO
Fantatra ny fandaharan-dalao, ho an’ny Ankoay, mandritra ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja basikety 3×3, hatao any Mongolie, ny volana jona izao. I Italie no hihaona voalohany amin’ny sokajy vehivavy, ny 23 jona. I Belgique kosa no hifandona voalohany amin’ny lehilahy. Hatao ny 4 jona, eny amin’ny biraon’ny ligin’Analamanga Ampefiloha, […]
Handball – “IHF Trophy 2025”: Tsy tonga tamin’ny ora farany i Tchad
Nanomboka omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny “IHF Trophy”, taranja handball, sokajy zandriny U17 sy U19, ho an’ny faritra faha-7. Lalao roa ihany no tontosa raha efatra no voalahatra. Antony, tsy tonga tamin’ny ora farany i Tchad, izay tokony ho nifandona tamin’ny Akio de […]




