Ny vola, hono, no hozatry ny fiainana. Marina tsy hiadian-kevitra izany fa amin’izao fotoana izao izay rehetra atao mila vola avokoa. Eny fa na ny miresaka fotsiny aza, dia efa resa-bola. Rehefa tsy misy ny vola hilaozan’ny olona fa mandany fotoana azy fotsiny. Izany tokoa ny hoe: ny mitafa tsy […]
Fanatajahantena
“African Rally Championship 2025”: Tsy ao anatin’ny handray dingana i Madagasikara
Tsy mbola ao anatin’ireo firenena hampiantrano ny dingana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, amin’ny familiana fiarakodia na “African Rally Championship (ARC 2025)” i Madagasikara. Firenena efatra aty Afrika ihany no hanaovana izany amin’ity. Navoakan’ny filankevitra iraisam-pirenena Sport-automobile, eo anivon’ ny federasiona iraisam-pirenena (FIA) tany Kigali Rwanda, ny 11 desambra […]
Sombim-baovao
Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana « sélection régionale », taranja basikety, niarahan’ny ligin’Analamanga sy Vakinankaratra nisalahy. Fifaninanana namaranana ny taona izay natao tany Antsirabe. Anisan’ny nifaninana ny sokajy U12 ka nivoaka ho mpandresy ny Team Analamanga. Nifarana omaly, tany Farafangana, ny hetsika «Agnambahy mifety» izay nahitana fifaninanana ara-panatanjahantena […]
Escrime : Atleta 19 naka traikefa tamin’i Diop Sidy
Ao anatin’ny fampivoarana hatrany ny taranja Escrime sy ny Federasiona malagasin’ny Escrime. Mitohy miaraka amin’ izay koa ny fizaran’ny vahiny manam-pahaizana ny traikefany ho an’ny Malagasy mpiangaly ity taranja ity. Atleta 19 mandrafitra ny ekipa nasionaly no naka traikefa tamin’ilay manam-pahaizana, i Diop Sidy, nandritra ny 7 andro. Fiofanana niompana […]
«chan 2025»: Resy fa tafakatra ny Barea de Madagascar
Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ireo mpilalao tsy misy mpilaravinahitra, “Chan 2025”, indray ny Barea de Madagascar. Na resin’i Eswatini teo amin’ny lalao miverina aza, nahazo ny tapakila hiatrehina izany i Madagasikara. Taorian’ny taona 2022, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika ho an’ireo mpilalao tsy misy […]




