Naneho ny fahavononany amin’ny lalaon’ny Nosy 2023, hotanterahina eto Madagasikara, ny Maki de Madagascar, eo amin’ny taranja rugby lalaovina olona 7, lahy sy vavy. Efa ao anatin’ny fametrahana ny paikady sisa ireo mpanazatra amin’ izao herinandro tsy hanombohan’ny fifaninanana izao. Nametraka fanamby izy ireo fa tsy hamotsotra ny medaly volamena […]
Fanatajahantena
Kitra – Amboaran’ny filoha : tafita amin’ny famaranana Antananarivo sy Toamasina
Nafana tanteraka ny lalao manasa-dalana teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus, By pass. Hiady ny amboarabe amin’ity fifaninanana ity Antananarivo mpampiatrano sy Toamasina. Notanterahina omaly alakamisy 17 aogositra ny manasa-dalana, fiadiana ny amboaran’ny filoha “Coupe du Président 2023”. Nahazo ny tapakila hiatrika ny famaranana atao etsy amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny […]
Kitra – Amboaran’ny Filoha : hangotraka ny fihaonan’Antananarivo sy Antsiranana
Antananarivo hifanandrina amin’Antsiranana ary Toamasina hifampitana amin’i Fianarantsoa. Ireo no hiatrika ny lalao manasa-dalana hiadiana ny amboaran’ny Filoha, taranja baolina kitra. Fihaonana, hotanterahina anio alakamisy, eny amin’ny kianja Elgeco Plus Stadium.. Hangotraka ny fihaonana, samy hiaro ny voninahiny avy mantsy ireo faritany tafita ireo. Hanohana ny ekipany avy ireo mpijery […]
Tae-kwon-do : hitsara ny fifaninanana i Nicolas
6 mirahalahy mianaka ireo mpitsara iraisam-pirenena, amin’ny taranja Tae-kwon-do, mandritra ny lalaon’ny Nosy, hotanterahina eto Madagasikara, ny 25 aogositra – 3 septambra ho avy izao. Anisan’ireo voafantina ao anatin’izany, Randriamiandrisoa Nicolas de Gonzague. Raha tsiahivina, mipetraka any Frantsa ny tenany ary manampahaizana manokana amin’ny fihetsika mirindra “poomsae”. Efa nandrombaka ny […]
Golf «Tournoi Inter-Iles 2023”: miisa efatra ireo Nosy rahavavy hifaninana amintsika
Amin’izao vanim-potoanan’ny lalaon’ny Nosy JIOI 2023 izao, anisan’ny taranja hanaovana lalao fampirantiana ny Golf. Manana ekipa solontena roa i Madagasikara. Hotanterahina eny amin’ny Golf du Rova Andakana, manomboka ny 22-25 aogositra ho avy izao, ny fifaninanana iraisan’ny Nosy “Golf Inter-Iles 2023». Miisa dimy ireo firenena mandray anjara amin’izany: i Madagasikara, […]