Fanatajahantena

Rugby – Sevens challenger series: Makis 25 lahy miatrika fampivondronana

Avy hatrany dia vavany. Tsy miandry ela fa niditra amin’ny fampivondronana ny Makis de Madagascar, sokajy lehilahy, hiatrika ny “Sevens challenger series”. Fifaninanana ho an’olona fito. Nanomboka ny alarobia lasa teo, teny amin’ny kianja Makis Andohata­pe­naka ny fampivondronana ireo Makis 25 mirahalahy. Hanomana ny fiatrehana ny “Sevens challenger series”, ho […]

Baolina kitra : Nihemotra ny fanombohan’ny PFL

Raha efa voatondro ho ny 1 feborary ho avy izao no hanom­bohan’ny fifaninanam-pirenena amin’ny baolina kitra na ny Pureplay Football League (PFL 2025), nihemotra herinandro indray izany. Notapahin’ny Club de football elite de Madagas­car (CFEM), tomponandraikitra voalohany amin’ity fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara ity, fa ny 8 sy 9 febroary […]

SOMBIM-BAOVAO

Hankalaza ny faha-50 taona nilomanosany tao anatin’ny taranja Volley ball, Raharimalala Léa, filohan’ny Federasiona malagasy ny taranja Volley ball amin’ity taona 2025 ity. Hetsika maro no hokarakaraina hanamarihana izany, ka hosantarina amin’ny fifampiarahabana nahatratra ny taona 2025, ny sabotsy 1 febroary izao izany. Tsy tafiditra anatin’ny 250 voalohany maneran-tany ny […]

Pancrace-Analamanga : Hanome aina ny taranja ny mpitantana

Tontosa ny alarobia 29 janoary lasa teo, teny An­korahotra, ny fanolorana ireo mpikambana mandrafitra ny birao hitantana ny kaomitin’ny taranja Pancrace eto Anal­amanga, tarihin’ny filohany, Nova Colombe. Hanome aina indray ity taranja ankafizin’ny tanora malagasy ity, no tanjon’ny mpitantana vaovao ary vonona ny hitondra fampivoarana, tsy ny lafiny ara-batana ihany, […]