Nivory ny 26 avrily lasa teo, teto Antananarivo, ny mpikambana eo anivon’ny vaomieran’ny fitsipi-pifehezana (codis), eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Nandray fanapahan-kevitra vaovao mahakasika ny savorovoro teo amin’ny lalaon’ny Mama FC sy ny 3FB Toliara izy ireo. Nisy andinin-dalàna enina nivoaka taorian’io, ka voalohany amin’izany ny fanafoanana ireo […]
Fanatajahantena
Rugby vehivavy – Can 2024 : tanjon’i Madagasikarasy ny tsy hampitoko an’i Cameroun
Hifantoka eny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka avokoa ny sain’ny mpitia fanatanjahantena rehetra, indrindra ny rugby, amin’ity anio ity. Hifampitana mantsy ny Makis Ladies sy ny Liona tsy voafolak’i Cameroun, eo amin’ny fiadiana ny Can 2024. Hiditra amin’ny andro faharoa, anio alarobia, ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby […]
«Rallye Castien Terre d’Occitanie»: voalohany i Mika amin’ny Clio Trophy Terre
Notanterahina tany Frantsa, ny 3 ka hatramin’ny 5 mey lasa teo, ny «Rallye Castien Terre d’Occitanie», dingana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa, amin’ny rallye Terre. Nisongadina i Mika sy i Bouget Bastien, nitondra ny fiara Renault Clio V. Norombahin’ izy mirahalahy ny voalohany teo amin’ny sokajy Clio Trophy […]
SOMBIM-BAOVAO
Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy, ny faran’ny herinandro lasa teo, teny Mahamasina, ny mpikambana mandrafitra ny Federasiona malagasin’ny Taekwondo (FMTKD). Notendren’ny filohan’ny FMTKD, Rakotomanana Franck, ho tale teknika nasionalin’ny federasiona i Pharlin Dimbiniaina. Araka ny vaovao nivoaka ny sabotsy lasa teo, tany Maorisy, tsy voatazona ho mpanazatra ny ekipa nasionaly Maorisianina […]
Dortmund sy PSG: hiady ny tapakilan’ ny famaranana
Tonga ity ny fotoana ho an’ny Paris Saint Germain (PSG), klioba frantsay. Tsy maintsy hanala vela amin’ny ekipan’ny Dortmund Allemagne izy ireo, anio, ao amin’ny Parc de Princes France, mandritra ny lalao manasa-dalana miverina, fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, “Ligue des Champions”. Tsiahivina fa nandritra ny fihaonana mandroso, lavon’ny Dortmund […]




