Misongadina tanteraka ny Malagasy mpilalao amin’ny fifaninanana Acnoa, faritra fahafito izay atao ao Seychelles, sokajy lehilahy sy vehivavy, U18. Nandrombaka ny medaly volamena teo amin’ny taranja basikety 3×3 ny ekipam-pirenena Ankoay, lahy sy vavy, omaly, nandritra ny famaranana. Ny vehivavy mpilalao, nanamontsana an’i Seychelles, mpampiantrano, tamin’ny isa mavesatra 21 no […]
Fanatajahantena
AS Fanalamanga : mangataka ny hanasaziana ny Fosa Jr
Nivoaka tamin’ny fahanginany ny AS Fanalamanga! Mangataka ny hampiharana ny sazy noho ny fandikan-dalàna izay nataon’ny Fosa Junior Boeny ry zareo, araka ny valandresaka nataon’ireo mpitantana eo anivon’ity klioba ity, omaly, teny Nanisana. Raha ny fanazavan’izy ireo, tsy mbola nahazo ny taratasy fahazoan-dalana mifindra any amin’ny Fosa Junior Boeny, Rajomazandry […]
Rugby vehivavy – «Can 2024»: hiady izay ho any Londres ny Makis sy ny Springboks
Famaranana goavana! Hifanandrina amin’ny Makis Ladies Madagasikara ny Springboks Afrika Atsimo rahampitso, eto Antananarivo. Fihaonana farany izay tafiditra amin’ny fifaninanana “Rugby Africa Cup 2024”, sokajy vehivavy. Ho fantatra rahampitso alahady, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, izay ekipa hisolontena an’i Afrika, hiatrika ny “Mondial 2025”, taranja rugby vehivavy lalaovina olona 15. […]
Sombim-baovao
Notanterahina nanomboka omaly, teny Ambatobe, ny fifaninanana hazakazaka anaty natiora, “Utop”, andiany faha-15. Mahatratra roa arivo mahery ireo olona nisoratra anarana tamin’izany, ka teratany vahiny avokoa ny 250 amin’izy ireo. Norombahin-dRandriambololomanana Tsiaro, Malagasy mpitsara, ny amboaran’ny “Arbitre le plus prometteur” nandritra ny “Cosafa Award”, ny taona 2023, izay natao tany […]
Very ny fototra: tsy afa-mananatra ny Malagasy
Tsy honohono intsony fa efa iainana ankehitriny. Malagasy tsy manana tanin-drazana. Malagasy tsy mahay miteny malagasy. Malagasy tsy mahalala ny « dian’ny vary ». Malagasy tsy mahafantatra ny rohintany… Raha ireo ampahana ohatra ireo no hiaingana, very fototra ny Malagasy. Tsy mijanona hatreo anefa fa, ny tanora mampiseho foitra. Ny ankizy mamingavinga […]




